Other News

Vovonana mahitsy fijery: « Ilaina tarehimarika mazava ny fitsitsiana atao »

Nitondra ny heviny manoloana ny toe-draharaham-pirenena ny eo anivon’ny Vovonana mahitsy fijery, tarihin-dRavololomanana Lalatiana. Maromaro ireo fitakiana nambaran’izy ireo tamin’izany. Nohitsin’ity vovonana ity fa mila mazava ny fepetra sy ny fandraisana andraikitry ny mpitantana ho fanitsiana sy fanovana, miainga amin’ireo teboka efatra tamin’ireny famindram-pahefana amin’ireo minisitra miisa 28 ireny. Eo […]