… Tsy ho diso anjara ihany koa, anefa, ny hiran’ny lehilahy! Hiavaka ny anio raha oharina tamin’ireo andiany teo aloha. «Zara sehatra» hiarahana amin’ny Sehatra bagasy izay hanomezan-danja ny hiran’ny vehivavy. Fampisehoana sy fifampizarana hanomboka amin’ny 2 ora sy sasany ka hatramin’ny 5 ora sy sasany, ao amin’ny efitrano malalaky […]
Other News
Taolagnaro: Seho roa misesy ho an’i Zook Davids
Mitohy ny fitetezam-paritra eto an-toerana ho an’ny Zook Davids. Fantatra fa ny any Taolagnaro na Fort-Dauphin indray no handray ny tarika, anio sy rahampitso. Ho an’ny anio, fampisehoana lehibe, hotanterahina ao amin’ny Lapan’ny Tanàna (CUFD), manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Ny rahampitso, hanomboka amin’ny 3 tolakandro ihany, ao amin’ny fiangonana […]
Kanto an-tanàn-dehibe : Mpanakanto maro no haneho ny talentany
Roa herinandro hanasongadinana ny talentan’ireo mpanakanto misehatra amin’ny kanto an-tanàn-dehibe. Hanova ny tolotra ara-javakanto mahazatra koa ny « Festival d’art urbain » na ny FAU. Manana sy mahafehy karazany maro amin’ireo zavakanto an-tanàn-dehibe ireo mpanakanto malagasy. Maro tsy ampoizina, misy nalaina tahaka amin’ny any ivelany ary misy forona manokana niainga teto amin’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Vonona hanohy ny asa fanamboarana ny arabe migodana, Antananarivo-Toamasina, ny orinasa egyptianina Samcrete. Anisan’ny nivoitra io nandritra ny fihaonan’ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Razafindrianarivo Henri Jacob, sy ny masoivohon’i Egypta miasa eto amintsika, Rabab Abdelhadi, ny 3 novambra teo. Marihina fa efa misy ny famatsiam-bola hanohizana ny fanamboarana ity […]
vatosoa indostrialy : Nohenoina ny hevitr’ireo mpisehatra
Nihaona teny amin’ny Mining Business Center (MBC) Ivato, omaly, ny tomponandraikitra ao anatin’ny minisitera sy ny minisitra ary ireo mpandraharaha mpanodina sy mpanondrana vatosoa indostrialy. Atrikasa, araka ny fomba fiasan’ny minisitera, nihainoana ireo mpisehatra rehetra teratany malagasy sy vahiny miaraka amin’ny tomponandraikitra amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana. Tsiahivina fa vao nohavaozina tamin’ny taona […]







