Après des tensions inédites entre Antananarivo et Paris, le gouvernement français a nommé un nouvel ambassadeur chevronné à Madagascar, en la personne de Jean-Marc Grosgurin, qui remplacera ainsi Arnaud Guillois, encore en poste à Antananarivo. Il s’agit d’un choix stratégique de la part de la France, dans le but de […]
Other News
TSELATRA
Ahina ho nanosika moto halatra, lehilahy iray nampiseho fihetsika hafahafa nosamborin’ny polisim-pirenena tetsy Soavimasoandro, Boriborintany fahadimy, omaly maraina. Nanosika moto scooter Jog io lehilahy io saingy niahiahy noho ny fihetsiny ireo manodidina nahita azy. Nilaza ho lany lasantsy anefa izy ka natosiny tamin’ny tanana ilay moto. Niditra an-tsehatra ny polisy. […]
Nikomy hanao fanafihana: Jiolahy efatra lavon’ ny polisy
Nirefodrefotra ny basy tao amin’ny fokontany Morarano, kaominina Toamasina, omaly maraina tamin’ny 4 ora. Naharay loharanom-baovao marim-pototra, nandritra ny fisafoana nataony, ny polisim-pirenena fa misy andian-jiolahy mikononkonona hanafika. Niatrana avy hatrany tamin’ny toerana voatondro, nifanehatra tamin’ireo tsy valahara, ny mpitandro filaminana. Namoaka fitaovam-piadiana anefa ireo jiolahy efatra ary nanohitra ny […]
Moto nidona tamin’ny sisin-dalana : Lehilahy iray maty, iray hafa torana
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray teny Andraharo, afakomaly alina, tamin’ny 11 ora sy 50 minitra. Niseho teo amin’ny lalana Dr Raseta ny loza. Moto scooter marika Kymco Many izay notaingenana lehilahy roa no niharan-doza. Raha ny fanazavana voaray avy amin’ny polisim-pirenena, nandeha mafy izy ireo saingy tsy nahafehy ny familiana […]
Noho ny olam-piainana tsy mazava: Polisy nitifi-tena tamin’ny Kalachnikov
Maty tsy tra-drano ny polisy iray nitifi-tena, araka ny fampitam-baovao voaray omaly. Tsy fantatra mazava ny antony. Vehivavy namany no niantso tany am-piasany ny mba tsy hanomezana basy azy raha tonga miasa izy, satria manana olana manokana. Nitifi-tena teo amin’ny lohany ny polisy iray, ny alatsinainy 25 mey lasa teo, […]






