Lanonam-pahavaratra ka ny maraina ihany no izy. Io no nanombohan’ny Havàtsa-Upem ny fampahafantarany ny fisian’ ny « Herinadron’ny Havàtsa-Upem » taona 2025. Ny talata 21 sy ny alarobia 22 oktobra no hanatanterahana izany ao amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena etsy Anosy. Ny talata, amin’ny 10 ora maraina, ny lanonam-panombohana. Ny alarobia 22 oktobra, […]
Other News
Fanja TDL : “Lainga avokoa ireny ezahina aparitaka ireny”
Avy hatrany dia namaly ny fanalam-baraka natao azy i Fanja, mpihira ao amin’ny tarika True Direction Life na TDL. Misy miezaka ny hanimba ny lazan’ity mpanakanto ity, amin’ny alalan’ny fanapariahana lainga… Nisesy mihitsy tato ho ato ny fanapariahana horonantsary mamoafady, lazaina fa ana olo-malaza. Lasibatra amin’izany ireo mpanakanto ary tsy […]
VAOVAO TAMBATRA
Mikatona tanteraka ny fotoam-panjonoana an-dranomamy any amin’ny faritra Fitovinany, nanomboka omaly 15 oktobra 2025 hatramin’ny 30 novambra. Azo atao kosa ny manjono eny amoron-drano, saingy tsy azo atao ny mivarotra ny trondro azo. Mahazo manjono kosa ireo mpiompy trondro anaty dobo, saingy, mila fahazoan-dalana hivarotra sy mihinana. Hatao ny 24, […]
Madagascar Airlines: Nametra-pialana ny tale jeneraly
Araka ny vaovao farany, nametra-pialana ny tale jeneralin’ny Madagascar Airlines, omaly hariva. Tsiahivina fa ny maraina no nangataka ny fametraham-pialany ny sendikan’ny mpiasa eo anivon’ny orinasa Madagascar Airlines, tetsy Ivato. Omaly maraina, nangataka ny fialan’ny tale jeneralin’ny zotram-piaramanidina Madagascar Airlines, i Thierry de Bailleul, ny mpiasa. Nilaza moa izy ireo […]
Manomboka sahady
Manahirana ny zava-miseho eto amin’ny tany sy ny firenena, ankehitriny. Raha noheverina fa hamaha olana ilay fahazoana filoham-panjakana vaovao dia nivadika ho zavatra hafa tanteraka aloha hatreto. Rafitra tsy misy fototra, fitondrana miorina sahady anatin’ny zavatra tsy dia milamina loatra. Mitady hitohy ny fanjakan’ny Baroa. Ny te hiasa miasa, […]







