Namoaka fanambarana, omaly, ny filohan’ny Repoblikan’i Malawi, sady filohan’ny vaomiera misahana ny politika sy ny fiarovana ary ny iaraha-miasa momba ny filaminana, ny Pr Arthur Peter Mutharika. « Handefa iraka maika ny Sadc Panel of Elders hanao tombana sy hijery ny hanatanterahana ny fifampiresahana manoloana ny toe-draharaha », hoy izy. Niantso ny […]
Other News
Antenimierampirenena : Naongan’ny depiote ny birao maharitra
Mandeha hatrany ny fanonganana. Nitohy omaly ny fivoriana tsy ara-potoana eo anivon’ny Antenimierampirenena, eny Tsimbazaza. Anisan’ny nirosoan’izy ireo ny fandravana ny birao maharitra eo anivon’ity Andrimpanjakana ity. Nanaovana latsa-bato izany ka nisafidy ny eny, hanonganana ireo mpikamban’ny birao maharitra ireo depiote miisa 127 tamin’ireo 133. Nifidy ny tsia, tsy mankasitraka […]
Taorian’ny nandraisana fahefana : Tsy mbola manana sata ny tetezamita
Tsy mbola manana sata araka ny nivoizana azy hatramin’ny omaly ny fitondrana tetezamita. Ho laharam-pahamehan’ny fitondrana tarihin’ny Kly Randrianirina Michael kosa ny lafiny sosialy. Niresaka tamin’ny mpanao gazety ny filohan’ny Filankevi-pirenena ho an’ny fiarovana ny Tetezamita (CDNT), omaly, teny amin’ny Capsat. Nambarany tamin’ izany ny dingana manaraka, manoloana ny raharaham-pirenena. […]
StarTimes : Tolotra vaovao ho an’ny mpanjifa
Maromaro ny tolotra vaovao omen’ny orinasa StarTimes ny mpanjifa. Ho hita ao anatin’ny zotram-pandaharana Gasy star, manomboka anio 16 oktobra, amin’ny 7 ora sy sasany hariva, ny « Gangs of Manila ». Horonan-tsary filipianina mihetsiketsika, ahitana ilay mpilalao malaza Coco Martin, amin’ny anarana hoe Cardo ao amin’ny horonan-tsary (série) Brothers. Mampangitangitaka sy […]
TARATRY ny KANTO
Hiverina amin’izay ny « cabaret ». Noho ny fanafoanana ny « couvre-feu », efa nampahafantatra fandaharam-potoana ireo trano filanonanana sasany. Anisan’izany ny Piment Café etsy Behoririka, izay handray ny tarika Jeneraly, ny zoma 17 oktobra izao, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina. Hamerina indray ireo sanganasan’i Gaby, izay tsy mety lefy laza ry […]







