Manomboka mahazo vahana eto Madagasikara ny sehatrasa fivarotana ranomboankazo vita amin’ny fary. Maro amin’ireo tanora no hita mivarotra izany, indrindra eto Antananarivo. Mahavelona sady miditra amin’ny sehatry ny fandraharahana kely. Toerana maro ny ahitana mpivarotra izany, toy ny eny Anosibe, Analakely, Anosizato, Behoririka, Isotry sy ny maro hafa. Asa mora […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Misanda 5 171 Ar ny 1 euro ary 4 494 Ar ny 1 dolara, omaly teo amin’ny tsenam-bola. Marin-toerana ny sandam-bola malagasy amin’ny ankapobeny, tato anatin’ny iray volana mahery, na eo aza ny krizy iainan’ny firenena. Milaza kosa ny mpahay toekarena, fa tsy maintsy hiantraika amin’ny sandam-bola ny vokatry ny […]
Maintirano : Nihena ny hazandrano horita azon’ny mpanjono
Anisan’ny manan-karena hazandrano horita ny any amin’ny faritra Melaky. Notanterahina ny 8 oktobra teo, tany amin’ny Faritra arovana an-dranomasina (APM) Nosy Barrein, faritra Melaky, ny fanokafana ny tahiry tsy maharitra ny horita (Réserve tampirarires des poulpes) ho an’ ny taom-panjonoana 2025. Tany amin’ny tanànan’i Mangily, Dondosy, Nosilava, Abohazo ary Nosindrano, […]
Delestazy : Ho avy ny gropy 50 MW
Anisan’ny nasongadin’ny filoha Rajoelina Andry, nandritra ny lahateniny ho an’ny vahoaka malagasy, ny alatsinainy 13 oktobra teo, mahakasika ny delestazy. Nambarany fa mahatratra 50 MW ny tsy fahampian’ny famokarana jiro eto Antananarivo Renivohitra. Hisy gropy mamokatra herinaratra 50 MW mandeha amin’ny solika, fanomezana avy amin’ny firenena naman’i Madagasikara. Halefa fiaramanidina […]
Filohan’ny Bad : 105 miliara dolara hamoronana asa ho an’ny tanora
Tonga any Washington, ny 13 oktobra teo, ny filohan’ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad), Sidi Ould Tah. Nivory niaraka tamin’ny Vaomiera fakan-kevitra, mahakasika ny asa ao amin’ny Banky iraisam-pirenena. Nodinihina manokana ny anjara vola ho an’i Afrika entina hampiroboroboana ny asa ho an’ny tanora. Nambaran’i Sidi Ould Tah fa […]







