Resy tamin’ny fihodinana voalohany ny solontena malagasy, i Nathanael, nandritra ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Judo, sokajy Juniors, notontosaina tany Lima, Pérou, ny faran’ny herinandro teo. Tamin’ny alalan’ny Ippon no nandavoan’ilay teratany Libanais, i Yoshido El Saikaly, azy. 30 ny isan’ny mpifaninana teo amin’ny sokajin-danja latsaky ny 81 kg […]
Other News
Rallye – Filaharana vonjimaika : Mifanakaiky i Mathieu sy i Faniry
Taorian’ny fahavitan’ny dingana efatra ho fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny Rallye, mpanamory roa no tena misongadina eo amin’ny filaharana. Mitarika i Faniry, avy amin’ny klioba TMF, arahin’i Mathieu Asacm. Mifanakaiky mantsy izy mirahalahy ireo amin’ny isa azo. Nahazo 126, 5 i Faniry, raha 103 ny an’i Mathieu. Mbola tena […]
Fifanintsanana “Mondial 2026” : Dingana iray ny fifanandrinana amin’i Comores
Hatao anio, any Côte d’Ivoire, ny lalao hihaonan’ny Coalacanthes Comores sy ny Barean’i Madagasikara. Fifanintsanana tafiditra anatin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany 2026. Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Félix Houphouët-Boigny, any Côte d’Ivoire, ny fifandonan’ny ekipam-pirenena malagasy, Barea, sy ny ekipan’i Comores, Coelacanthes, amin’ny andro faha-9, fifaninanana hiadin-toerana ho amin’ny […]
Ramiadamanana John Spartane : “Fomba tsara indrindra ianarana teny vahiny ny mihaino sy mamerina”
Anisan’ny mpampianatra teny vahiny, manana ny lazany any ivelany, Ramiadamanana John Spartane. Nisy ny fanadihadiana natao taminy, ny faran’ny herinandro teo. “Tsotra sy tia mizara”! Izay no teny hamehezana an-dRamiadamanana John Spartane, fantatra amin’ny anarana hoe John Spartane, ao amin’ny tambajotran-tserasera. Tia mizara sy mampianatra ny teny vahiny ny tenany. […]
VAOVAO TAMBATRA
Nanomboka nivoha ny ankamaroan’ny tranomboratra etsy Behoririka, omaly. Anisan’izany ireo mpivarotra finday, kojakoja fiarakodia, lamba sy akanjo. Nambaran’izy ireo fa tsy maintsy mivarotra na tsy mbola azo antoka aza ny fandriampahalemana. Satria fidiram-bola isan’andro ny azy ireo. Eo koa ny hofan-toerana. Mitohy toy ny mahazatra kosa ny mpivarotra sakafo, toy […]







