Manomboka miroborobo fatratra ankehitriny ny hetsika hoenti-miantsa tononkalo. Mahasarika talenta vao eo amin’ny tontolon’ny soratra rahateo izy io. Samy manao izay hampiavaka ny azy ny mpikarakara sy ny mpiantsa tsirairay. Milaza ny heviny i Rado Ramaherison, mpanoratra. Gazety Taratra (*): Miroborobo fatratra ny fiantsana tononkalo ankehitriny. Mora hatao ve izy […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
“Mapar 100% ve ny Antenimierandoholona ary ho Mapar avokoa ve ny loholona rehetra?” Io ny fanehoan-kevitry ny avy amin’ny antoko Humaniste-Écologiste, Ralambomahay Toavina, omaly, manoloana ny fampiakarana ho 60 tapitrisa Ar ny anto-bola firotsahan-kofidina loholona. Mihasarotra ny tolona ataon’ny olom-pirenena amin’izao fitondrana izao. “Tsy mety ary fanilihana ny fandikany ny […]
Safidy : “Fanilihana olona ny anto-bolan’ny firotsahan-kofidina loholona”
“Nanaitra ny sain’ny maro ny hoe 60 tapitrisa Ar ny anto-bola amin’ny fifidianana loholona. Folo taona lasa, 450 000 Ar izany; tamin’ny 2020, 15 tapitrisa Ar; izao, miakatra ho 60 tapitrisa Ar.” Io ny fanehoan-kevitry ny mpitondra tenin’ny firaisamonina sivily Safidy, Razanamahefa Désirée Marie Stella, teny Ambatonakanga, omaly, momba ny fampiakarana […]
Tsy misangy ny natiora
Manahirana be ihany ny fiovaovan’ny toetr’andro amin’izao fotoana izao. Tena efa iainana sy tsy azo ialana izany. Nampimenomenona ny rehetra ny hatsiaka be narahina erika matevina, omaly. Izay nizitizity vao maraina aloha dia niaritra ny hirifiry hatrany anaty taolana. Tena hoe nivadika ankitsirano izany. Nitarika karazan’aretina avy hatrany ho an’ny […]
ONG Tolotsoa : “Mila fanazavana ny tsy famerenana fifidianana kaominaly”
Mbola tsy tanteraka, hatramin’izao, ny famerenana ny fifidianana ben’ny Tanàna amin’ireo kaominina sasany. Mila fanazavana ny momba izany, araka ny nambaran’ny eo anivon’ny ONG Tolotsoa. “Amin’izao fotoana izao, efa navoaka ny fankatoavan’ny governemanta ny datim-pifidianana loholona amin’ny 11 desambra, naroson’ny Ceni. Midika izay fa tsy handeha alohan’izay fifidianana loholona izay […]






