Hotanterahina eto Madagasikara, ny 18 sy 19 septambra ho avy izao, ny andiany fahatelo amin’ny hetsika « Assises de la Coopération décentralisée ». Ifarombonan’i Madagasikara sy i Frantsa ny mikarakara izany. Hampiantrano ny andiany fahatelo amin’ny hetsika fanamafisana ny fifanarahana eo amin’ny malagasy sy ny frantsay, « Assises de la coopération décentralisée », i […]
Other News
Sahirana ny mpamokatra: Mitotongana ny vidin’ny lavanila
Miovaova be ny vidin’ny lavanila masaka eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Miantraika any amin’ny lavanila maitso miainga any amin’ny tantsaha izany, izay tafidina amin’ny vidiny ambany indrindra, ankehitriny. Firenena voalohany maneran-tany mpamokatra lavanila i Madagasikara. Miantoka ny 80%. Mitotongana tanteraka ny vidiny amin’izao fotoana izao, miainga any amin’ny tantsaha mpamokatra. Tafidina […]
TARATRY ny KANTO
Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ilay sehon’i Tselonina sy ny tarika Jeneraly any Paris. Saika hatao ny sabotsy teo io, saingy soa ihany ho an’ny mpankafy teto Madagasikara. Noho io fanemorana io mantsy no nahafahan’i Tselonina nihaona tamin’ireo mpankafy tetsy Mahamasina, sy nanolorana azy ny mari-pankasitrahana ihany koa, ho pao-tsatroka avy […]
« Festival Godié Hype – Hope 4Ever» : Hetsika goavana ho an’ny Hip-Hop
Mihovitra amin’ny Hip-Hop ny tanàna. Mandray ny andiany fahefatra amin’ny hetsika “Festival Godié Hype-Hope 4Ever” i Antsiranana. Efa nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny hetsika, tamin’ny alalan’ny “Hype Hope Camp”, atrikasa nandritra ny 2 andro, nifampizarana traikefa ho an’ireo tanora mpiangaly ny Hip-Hop, teny amin’ny Montagne Des Français, Anosiravo. Fampidirana […]
Madajazzcar Festival : Nosantarin’ny « Tremplin Madajazzcar » ny hetsika
Ho tsara ny tolotra. Hisy ny fivelarana. Hisongadina ny fiaraha-miaina sy fifanajana anaty fahasamihafana. Fanambin’ireo mpikarakara ny « Madajazzcar Festival » ireo. Nisantatra izany ny « Tremplin Madajazzcar », notanterahina omaly. Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-36 ny “Madajazzcar Festival”. Iray amin’ireo mampiavaka azy ity ny fisian’ny fisokafana lehibe amin’ny fanatanterahana ny fandaharam-potoana. Anisan’ ireny […]






