Une gouvernance par Facebook ? Apparemment, c’est la nouvelle mode. A en juger ce qui se passe ces derniers temps, on pourrait croire que les grandes décisions nationales se prennent désormais à coups de likes et de partages. Le réseau social est devenu la nouvelle agora politique où chacun se […]
Other News
Nouveau gouvernement : le casse-tête du casting !
La nomination du gouvernement, Herintsalama Rajaonarivelo, reportée à nouveau, une seconde fois depuis l’effet d’annonce du dimanche. Jamais deux sans trois ou cette fois sera-t-elle la bonne ? On sera fixé dans les prochaines heures, sauf changement de dernière minute. Mais, c’est clair qu’il y a désaccord sur les clés de […]
TSELATRA
Renim-pianakaviana iray hita faty tao an-tanimboliny, tao amin’ny fokontany Ankazomihogo, kaominina Sambava, omaly. Tsy hita nanomboka ny sabotsy lasa teo io ramatoa io. Simba ny vatany ary vely kibay no ahina ho nitarika ny famoizany ny ainy. Moto roa tra-doza teny amin’ny Rond-point Masay, omaly. Nitarika ny loza ny tsy […]
Toamasina Renivohitra : Mpirakidraharaha notafihin’ny jiolahy
Tsy milamina i Toamasina! “Efa ny jiolahy no tompon’ny tanàna ary sahy mampihorohoro ny fiarahamonina rehetra ary mihetraketraka izay tsy izy”. Izay no azo hamehezana ny fitarainan’ny mponin’i Toamasina, ankehitriny. Ny alin’ny alarobia hifoha ny alakamisy 23 oktobra teo, notafihin-jiolahy miisa efatra misaron-tava sy mirongo fiadiana toy ny basy sy […]
Fanafihan-jiolahy: Tokantrano voaroba enina hetsy Ar
Lelavola enina hetsy Ar norobain’ny olon-dratsy tao amin’ny fokontany Andranomadio Parcelle 11/43, kaominina Toamasina, ny alin’ny sabotsy hifoha ny alahady 26 oktobra lasa teo. Niditra an-keriny tao amin’ny tranombarotra iray, ao an-toerana, ireo jiolahy. Niditra tao amin’ny trano fonenan’ny tompon-tsena izy ireo. Mody nanapoaka tsipoapoaka ho solom-basy nentina nampitahorana ny […]






