Ny 27 septambra no tokony ho nanatontosana ny seho. Noho ny zava-nisy teto amin’ ny firenena, nahemotra amin’ ny 25 oktobra, amin’ny 10 ora maraina ao amin’ny Restaurant Ny Railovy Andohan’Analakely ilay fihaonan’i Salomon amin’ny mpitia zavakanto. Hihira ireo hira nahafantarana azy i Salomon. Hanakoako sy hitondra tamberina sy tsiahy, […]
Other News
Fiovana : Mila mandroso ny kolontsaina
Na samy manana izay hamaritany ny « fandrosoana » aza. Tokony hiraisana kosa ny fiovan-toerana. Misy ny toerana na faritra niaingana. Mandalo vanim-potoana izany ka tokony ho tonga eo amin’ny dingana iray. Tenenina etsy sy eroa, ankehitriny, ny « fiovana ». Mila manaraka izany ihany koa ny tontolon’ny kolontsaina. Tsy ampy intsony ny mitazana […]
« Miss Tourism International » 2025: Tafiditra « Top 20 » i Hendry Tsiky
Iray amin’ireo fifaninanana iraisam-pirenena lehibe eo amin’ny tontolon’ny fizahantany sy kolontsaina ny « Miss Tourism International ». Nanana an’i Hendry Tsiky nisolo tena azy i Madagasikara tamin’ity taona 2025 ity. Ny sabotsy 18 oktobra teo, tany Malezia no nanatontosana ny famaranana teo amin’ilay fifaninanana iraisam-pirenena « Miss Tourism International » taona 2025. Raha ny […]
TSELATRA
Nitrangana vaky fasana tany Androhimainty, fokontany Antranoroa, kaominina Soavinandriana, omaly. Mpiandry omby sendra namerina omby no nahita ny fasana efa nisokatra ka niantso tomponandraikitra avy hatrany. Tonga teny an-toerana nijery ny zava-misy ny avy amin’ny polisim-pirenena. Voamarina nandritra izany fa razana 23 no very sy lasan’ireo olon-dratsy. Olona telo mianaka […]
Voafaokan’ny 4×4: Mpitondra moto namoy ny ainy
Voafaokan’ny 4×4 avy aoriana ilay kodiaran-droa, namoy ny ainy ny tovolahy vao erotrerony nitondra moto teny amin’ ny lalambe migodana na “autoroute” vaovao (AR1), omaly. Nitondra moto misy vitesse io lehilahy io. Nanararaotra ny fa-halalahan’ny arabe, mandeha mafy ireo fiara mifamezivezy amin’io toerana io. Nikasa hivily tampoka ilay mpitondra moto. Tsy […]






