Pour certains, le 15 août est un jour ordinaire. C’est loin d’être le cas pour les fidèles catholiques qui ont célébré la messe de l’Assomption à l’Eglise. L’Assomption figure parmi les grandes fêtes religieuses pour les catholiques, au même titre que Noël, Pâques, Pentecôte ou la Toussaint. D’ailleurs, certaines églises […]
Other News
« Rodorodon’ny tantsaha » andiany faharoa : Tantsoroka hampandroso ny mpamokatra
Tanterihana eny amin’ny zaridainan’Antaninarenina nanomboka ny 14 ka hatramin’ny sabotsy ny « Rodorodon’ny tantsaha », andiany faharoa. Hetsika ara-toekarena hampandrosoana ny famokarana eny amin’ny tontolo ambanivohitra. Tanjona ny hanentanana ireo mpiara-miombon’antoka hanao tantsoroka ny tantsaha. « Miantraika mivantana eny amin’ny tontolo ambanivohitra ny fiovaovan’ny toetr’andro sy ny krizy iraisam-pirenena », hoy ny minisitry ny […]
Olan’ny delestazy lavareny : handatsaka orana artifisialy ny Jirama
Handatsaka orana artifisialy ny Jirama, hitondrana vahaolana fohy ezaka hamahana ny olan’ny delestazy. Vina maharitra kosa ny hananganana tobim-pamokarana herinaratra mandeha amin’ny masoandro sy hanaovana tohodrano vaovao. «Handatsaka orana artifisialy manomboka rahampitso 17 aogositra ny Jirama hampiakarana ny haavon’ny rano amin’ny tohodrano mamatsy ny tobim-pamokarana herinaratra sy hanamaivana ny fahatapahan-jiro […]
Voka-bary taona 2030: tanjona ny hahazoana 11 257 000 t
Fanamby hapetraky ny fitondram-panjakana ny hahazo voka-bary 11 257 000 taonina ho an’ny taona 2030. Nametraka ny paikaky nasionaly ho an’ny fampandrosoana ny famokarana vary, andiany faha 3 (SNDR 3), ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae) sy ny Coalition for African Rice Development (Card) izay vatsian’ny Jica vola. Nisy […]
Filoha Rajoelina: “Amin’ny faran’ny herinandro ho avy ny governemanta”
Eo am-piandrasana ny fanendrena ireo minisitra ny vahoaka, ankehitriny. “Amin’ny faran’ny herinandro ho avy ny governemanta”, hoy ny filoha Rajoelina raha nanontanian’ny mpanao gazety momba izany. “Izaho mino fa amin’ny faran’ny herinandro manaraka dia hoezahintsika ny hivoahan’ny governemanta vaovao, taorian’ny fanendrena ny Praiminisitra Ntsay Christian”, hoy ny filoha Rajoelina tamin’ny […]