Misy ny fanomanana atao, mialoha ny Fihaonamben’ny Sadc, hatao ny 16 sy ny 17 aogositra ho avy izao. Tafiditra ao anatin’izany ny fivoriana iarahana amin’ireo mpiara-miombon’antoka, ny fivorian’ny vovonana Troika, izay rafitra misahana ny raharaha politika, ny fiarovana ary ny filaminana. Eo koa ny Kaomitin’ny fitantanam-bola sy ny fampiasam-bola, ka […]
Other News
Fifamoivoizana : Hisokatra amin’ny sabotsy izao ny teleferika
Fotodrafitrasa maro manodidina ny fifamoivoizana no hosantarina, mifanandrify amin’izao fivoriamben’ny Sadc izao. Anisan’izany ny zotra teleferika sy ny ampahany amin’ny arabe migodana. Mifanindry an-dalana amin’izao fandraisantsika ny Fihaonana an-tampony faha-45 ny Sadc izao, hisokatra amin’ny fomba ofisialy manomboka ny 16 aogositra ho avy izao ny zotra teleferika. Indroa miantoana ny […]
CJSOI – Seychelles; Tafody omaly ny mpandray anjara
Tafaverina an-tanindrazana, omaly, ny ampahany faharoa tamin’ny delegasionina malagasy, niatrika ny lalaon’ny CJSOI 2025, izay notanterahina ny 1 hatramin’ny10 aogositra lasa teo, tany Seychelles. Nandray azy ireo teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena (MJS), Moustapha Abdulah Marson. Nasongadiny tao anatin’ny lahateny fohy nataony, ny fankasitrahana […]
“Chan 2025”: Mila mandresy ny Barea
Ho fantatra anio ny ho tohin’ny lalan’ny Barea de Madagascar, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra “Chan 2025”. Lalao natokana ho an’ireo mpilalao tsy matihanina, tanterahina atsy Tanzanie. Hifandona amin’i Centrafrique ny Barea, anio folakandro, eo amin’ ny andro fahatelo ho an’ny sokajy “B”. Fihaonana hatao […]
“Afrobasket 2025”: Hifandona voalohany amin’ny Ankoay i Nizeria
Nanomboka omaly, any Angola, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika “Afrobasket 2025”, sokajy lehilahy. Anio no hiakatra an-kianja ny Malagasy. Hifandona voalohany amin’ny Ankoay, lehilahy, ny ekipan’i Nizeria, ao anatin’ny fifaninanana sokajy Seniors, araka ny fandaharan-dalao. Ny ekipan’i Kameronina kosa ny miandry azy ireo amin’ny zoma 15 aogositra ary ny ekipan’i […]






