Other News

AfricanZ Dance  : Manasongadina an’i Madagasikara

Hitondra ny traikefany any Alençon-Normandie, France, ny Malagasy mivondrona ao amin’ny “Alliance AfricanZ Madagascar”, izay manao ny “ AfricanZ Dance”, ny 20 jona izao. Tanjona amin’ny fandefasana ireo mpahay dihy voafantina ireo ny hampiofana ireo mpikambana liana any an-toerana sy te ho lasa matihanina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ka afaka mitarika […]

Fifanintsanana Can 2027 ; Iray vondrona amin’i Nizeria ny Barea

Tontosa omaly, tany Le Caire, Egypta, ny antsapaka ahafantarana ny anaran’ireo firenena miray vondrona amin’ny fifanintsanana Can 2027. Hiara-kiady ny tapakila tokana, i Madagasikara, i Nizeria ary i Guinée Bissau. Efa tafita kosa i Tanzanie. “Fito taona aty aoriana!” Miray vondrona « L » amin’ny ekipam-pirenena Barean’i Ma­da­gasikara ny Super Eagles […]