Betsaka ny tsindry mahazo ny tontolo iainana an-dranomasina sy an-tanety any Foulpointe, raha ny zava-misy. Samy mizaka an’izany avokoa ny an-dranomasina na ety an-tanety na eny ambohitra. Voalohany, anisan’ny zavamaniry iray anaty ranomasina ny “algue” na ahi-dranomasina. Efa manomboka be mpitrandraka izany ankehitriny raha ny zava-misy any an-toerana. Amin’ny ankapobeny, […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Miantso ireo rehetra mpikatroka sy mpanohana ny antoko Tim ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc. Nivoitra tao amin’ny Facebook, omaly, fa hanao fanambarana lehibe, manoloana ny raharaham-pirenena ny tenany, anio maraina etsy amin’ny foiben’ny antoko, etsy Bel Air. Manatrika ny fivorian’ny parlemantera amin’ny faritra Atsimon’i Afrika any Namibia ireo depiote. […]
Vahoaka miray: “Tsy tokony hahazo hirotsa-kofidina ny mahaleo tena”
“Aminay, tsy tokony hahazo hirotsa-kofidina izany mahaleo tena izany. Raha afa-mirotsa-kofidina ny mahaleo tena, tsy misy antony anaovana antoko politika”. Io ny fanehoan-kevitry ny sekretera jeneralin’ny antoko Vahoaka miray (Vami), eo anivon’ny RMDM, Rakotondrazanany Gabriel Harisoa na i Gaby Vakiniadiana, momba ny fanomanana sy fikarakarana fifidianana kaominaly. Ny lalàm-pifidianana tsy […]
Tena mafy ny ady !
Misahotakotaka ery ny isan-tokatrano amin’izao fotoana izao mandeha miala sasatra. Maro ny fianakaviana mamonjy ranomasina ny avy aty am-povoantany. Tsy vitsy ihany koa ireo avy any amin’ny sisiny, miakatra aty an-dRenivohitra. Tsy mahasakana ny fialana voly ny adim-piainana efa ho lava. Mifanindran-dalana amin’izay, miditra anatin’ny vanim-potoana ny famadihana sy […]
Tale jeneralin’ny Bianco: “Ireo mpandray isam-bolana no manao kolikoly”
Tafapetraka, omaly, ny vatofototra ho fanorenana ny fotodrafitrasa hiasan’ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly (Bianco) ato anatin’ny faritanin’ i Toamasina. Nahitsy ny tale jeneraly, Andrianirina Laza, tamin’ny lahateniny. “… Matetika ireo mpikarama isam-bolana no mpandray kolikoly raha ireo madinika kosa no iharan’izany. Tena misy fiatraikany amin’ny sarambabem-bahoaka tokoa izany”, […]