Taorian’ny fisokafany ofisialy, ny 19 jolay lasa teo, mikarakara hetsika faharoa sahady ny fikambanana Chess Her Way, ivondronan’ny mpanao échecs, sokajy vehivavy. Ny sabotsy izao no hanatanterahana io hetsika io, hanomezana sehatra ho an’ny mpankafy ity taranja ity sy hampianarana ireo izay liana. Misokatra amin’ny rehetra ny fikambanana, ho an’ny […]
Other News
CJSOI 2025 : Niampy volamena 1 sy alimo 3 ny medalin’ny Malagasy
Mbola niampy indray ny medaly azon’ny Malagasy, amin’izao iray andro tsy hifaranan’ny fifanintsanana izao. Nandrombaka medaly dimy, volamena 1, sy alimo 3 indray ny Malagasy mpilomano, omaly, tatsy Seychelles. Niampy indray ! Nahazo medaly volamena iray sy alimo telo, ny Malagasy mpilomano, omaly, nandritra ity fifanintsanana CJSOI, izay tontosaina any […]
FANTINA sy FINTINA
129 taona, 6 aogositra, teo ny naharava ny fitondran’ny mpanjaka teto Madagasikara. “129 taona niainana tao anaty fanjanahantany hatramin’izao isika”, hoy ny eo anivon’ny fikambanana Gasy Tompon’ny Tany. Ahitana ny vondron’ireo raiamandreny ara-drazana ny fikambanana ary hiady ho an’ny firenena sy ny taranaka, hametraka ny tena fahaleovantena marina. Nambaran’ny minisitry […]
Fiarahamonina sivily ; “Miantoka ny fahamarinan-toeran’ny firenena ny CESC”
“Hanamafy ny Repoblika ary hampiroborobo ny fiaraha-miasa sy ny fifampidinihana eo amin’ny samy mpiara-miom-bon’antoka amin’ny fiainam-bahoaka ny fananganana Filankevitra ara-toekarena sy sosialy ary kolontsaina (CES C)”. Io ny fanambaran’ny fiarahamonina sivily, toy ny Hetsika Rohy, Fivmpama, WWF, sns, tamin’ny fihaonana teny Ambatonakanga, ny faran’ny herinandro teo. Naneho ny traikefan’ny Filankevitra […]
Mila firaisankina
Raha tsy misy ny sampona, efa milona tanteraka ao anatin’ny fihaonamben’ny Sadc ny Malagasy. Raha ny tatitra farany dia tsy ho latsaky ny folo ireo filohan’ny Repoblika sy filoham-panjakana ho avy eto Madagasikara. Izay tsy ho avy efa nanamafy ny fandefasana solontena. Tsy hisy ho latsaka ny firenena 16 mpikambana […]






