Mpitondra moto scooter iray naratra mafy nifandona tamin’ny fiara teny By-pass, omaly tolakandro. Mafy ny fifandonana ka potika tanteraka ny lohan’ilay fiara. Tsy nisy aina nafoy. Takalonaina efatra indray lasan’ny dahalo tao amin’ny tanànan’Ambarinakoho, kaominina Anjozorobe, afakomaly alina. Vehivavy avokoa izy efatra ireo. Miaina anaty horohoro tanteraka manoloana ny tranga […]
Other News
Toamasina Renivohitra: mirongatra ny tsy fandriampahalemana
Tsy mandry fahalemana izay no azo handikana ny toe-javatra misy ao Toamasina, anatin’ izao vanim-potoan’ny fialantsasatra izao. Amin’ny akapobeany, saika handrenesana poa-basy sy olona voafira antsy etsy sy eroa. Ankilany, fisian’ ilay voafonja roa lahy tafantsoaka ny vavahadin’ny fonja. Raha iverenana, nirefotra ny basy tetsy Tanamakoa 12/14 tamin’ ireo jiolahy, […]
Mpanendaka eny Anosizato: enina mianadahy niara-notanana am-ponja
Notanana am-ponja taorian’ny fampanoavana ireo enina mianadahy mpanendaka tratra teo Anosizato, omaly. Miara-miasa, manao hevi-petsy ireo mpanendeka ireo. Vehivavy ny efatra izay anisan’ ny mpampanofa tena eny amin’ ny manodidina. Mody mijorojoro amin’ny alina izy ireo amin’ iny faritra iny ary mitazan-davitra ireo mpanendaka namany. Hampiresahan’ ireo vehivavy ireo lehilahy […]
Antohomadinika: mpitsindrona rôrô 10 lahy voasambotra
Tra-tehaky ny polisim-pirenena ny lehilahy folo mpanendaka sady mpitsindrona rôrô tetsy Antohomadinika, omaly. Nanaovan’ny polisy be midina, voasambotra avokoa ny andian-dehilahy mpitsindrona zava-mahadomelina mahery vaika teny amin’ny fokontany Antohomadinika, omaly maraina. Naharay loharanom-baovao ny polisy fa manjaka ny fidorohana rôrô eny amin’ny manodidina. Tsy vitan’izay, manao sinto-mahery sy manendaka ny […]
Championnat d’Afrique australe U12 par équipe: première victoire des Akomba filles face au Lesotho
Les jeunes raquettes malgaches ont connu des résultats mitigés, hier à Maputo (Mozambique), lors de la première journée du championnat d’Afrqiue australe U12 par équipe. Les Akomba filles ont enregistré leur première victoire en battant le Lesotho par 3 victoires à rien, alors que les garçons ont sombré devant l’équipe […]