Henjana ara-bakiteny ry zalahy sy ry zavavy ! Talentany raha ny serasera , indrindra ho an’ny tombontsoan’ny tenany na ny vondrony manokana. Nampiaky volana ny seho niezinezina nataon’ikala tany amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Tena hoe iza no tsy gaga ? Nisy aza ny tandapa sasany tena nihorohoro ara-bakiteny. Efa namoaka vava ny hametra-pialana […]
Other News
Fanaovan-gazety ara-tontolo iainana: miofana momba ny fifanarahana iraisam-pirenena
Mpanao gazety maherin’ny 20 no niofana fanamafisana ny fahaiza-manaony, mikasika ny tontolo iainana, omaly. Nikarakara azy ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd). Niompana tamin’ny lohahevitra lehibe efatra ny fotoana, mahakasika ireo fifanarahana ara-tontolo iainana ataon’ny Fivoriamben’ny mpikambana (Cop) ao amin’ny Firenena mikambana. Anisan’ izany ny fifanarahan’i Rio, […]
Tselatra
Mpitondra moto scooter iray naratra mafy nifandona tamin’ny fiara teny By-pass, omaly tolakandro. Mafy ny fifandonana ka potika tanteraka ny lohan’ilay fiara. Tsy nisy aina nafoy. Takalonaina efatra indray lasan’ny dahalo tao amin’ny tanànan’Ambarinakoho, kaominina Anjozorobe, afakomaly alina. Vehivavy avokoa izy efatra ireo. Miaina anaty horohoro tanteraka manoloana ny tranga […]
Toamasina Renivohitra: mirongatra ny tsy fandriampahalemana
Tsy mandry fahalemana izay no azo handikana ny toe-javatra misy ao Toamasina, anatin’ izao vanim-potoan’ny fialantsasatra izao. Amin’ny akapobeany, saika handrenesana poa-basy sy olona voafira antsy etsy sy eroa. Ankilany, fisian’ ilay voafonja roa lahy tafantsoaka ny vavahadin’ny fonja. Raha iverenana, nirefotra ny basy tetsy Tanamakoa 12/14 tamin’ ireo jiolahy, […]
Mpanendaka eny Anosizato: enina mianadahy niara-notanana am-ponja
Notanana am-ponja taorian’ny fampanoavana ireo enina mianadahy mpanendaka tratra teo Anosizato, omaly. Miara-miasa, manao hevi-petsy ireo mpanendeka ireo. Vehivavy ny efatra izay anisan’ ny mpampanofa tena eny amin’ ny manodidina. Mody mijorojoro amin’ny alina izy ireo amin’ iny faritra iny ary mitazan-davitra ireo mpanendaka namany. Hampiresahan’ ireo vehivavy ireo lehilahy […]