Other News

Kalaza NBA ho avy eto  : Tetikasan’ny filoha sy ny Praiminisitra

Nohamafisin’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Moustapha Marson Abdulah, tamin’ny faran’ny herinandro teo, fa ho avy eto ireo kalaza mpilalao basikety ao amin’ny fifaninanana NBA any Etazonia, ahitana an’i Anthony Tolliver sy Sylvia Fowles. Tafiditra indrindra anatin’ny tetikasan’ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, sy ny Praiminisitra Ntsay Chris­tian, izao fahatongavan’ireto vahiny […]

Kevin Nagawa : Hitily mpilalao mandritra ny “Chan” sy ny “CJSOI”

Mandalo eto an-tanindrazana mijery ireo Malagasy mpilalao, i Kevin Nagawa, teratany maorisianina mizaka ny zom-pirenena belza, sady agent an’ny Fifa. Tanjony ny hitondra Malagasy mpilalao any amin’ireo klioba any ivelany, Eoropa nany Afrika Atsimo, na any Chine. Nambarany, afakomaly, tetsy Ankorondrano, fa manana vina izy ny hijery ireo atleta malagasy […]

Baolina kitra – « CHAN 2025 » : Vonona hidona amin’i Mauritanie ny Barea A’

Hifantoka atsy Tanzanie, amin’ity faran’ny herinandro ity, ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra, indrindra ny mpankafy baolina kitra. Hotanterahina any mantsy ny andro voalohany amin’ny fifanintsanana amin’ny “Chan 2025”. Anisan’izany ny Barea de Madagascar A’, hifanandrina amin’i Mauritanie. Hanomboka rahampitso alahady ny andro voalohany amin’ny fifanin­tsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, […]

FANTINA sy FINTINA

Notebahin’ny depiote Fidy ny mpanohitra manoloana ny “Raharaha Boeing 777”. Nambarany fa efa voaozona hankahala tsotra izao ny fanoherana na marina aza ny lazaina. “Efa nanambara fa tsy nampahafantatra momba ireo fiaramanidina misy olana ireo amin’ny filoha sy ny praiminisitra ilay minisitra. Mazava izany fa tsy misy idiran’izy ireo io”, […]

Fisorohana ny kolikoly sy hosoka : Efa niomerika ny tolotra ho an’ny fananantany

Nambaran’ny tale jeneralin’ny fananantany, Razafindra­tsimba Vonjy, tetsy Anosy, omaly, fa efa tsy afa-miala amin’ny niomerika amin’ireo antontan-kevitra momba ny fa­nanantany sy ny vaovao momba izany ny fitondram-panjakana ary efa miroso any amin’ny “Digitalisation”. “Efa misitraka izany Antananarivo amin’ny fanomezana anaty mi­nitra vitsy ny Titre sy ny ka­dasitra ary ny Plan […]