Mahavelombolo hatrany ireo tetikasa miforona eo amin’ny sehatry ny zavakanto. Vaovao indray ity entin’ny fikambanana Limbo.Org ity, izay hotontosaina manomboka ny 30 aogositra izao, etsy amin’ny Cité des Cultures Antaninarenina. «Vindiecate» ny anaran’ny tetikasa, izay natao hitiliana sy hitondrana fanampiana ho an’ireo manan-talenta kanefa tsy mbola tafiditra anatin’ny rafitra matihanina. […]
Other News
Festival « Ode to peace” : Nandray anjara ny Zanabaliha
Tontosa ny 9 aogositra ka hatramin’ny 16 aogositra, tany Chine, ny Festival «Ode to peace» na ilay hetsika lehibe ho an’ny fandriampahalemana. Anisan’ny nandray anjara tamin’izany ny mpianatra avy ao amin’ny «Zanabaliha», foibe fikarohana sy fampianarana momba ny mozika. Ny 12 aogositra no nandray anjara ireto solontenan’i Madagasikara ireto. Tafiditra […]
Andro iraisam-pirenena : Tsy mitsaha-midina ny lanjan’ny saripika ho an’ny Malagasy
Tia maka sary ny Malagasy? Toa tranga fahita maneran-tany ihany io. Ny fitaovana hoenti-manatanteraka izany rahateo efa eny am-pelantanan’ny tsirairay. Raha io tranga io, tokony hivelatra sy hanan-danja eny amin’ny fiarahamonina ny saripika? Isa, roa, telo, azo ny sary! Tany amin’ny taona 1970 – 1980, mbola faheno matetika io fehezanteny […]
FANTINA sy FINTINA
Nilaza ny tsy hipetra-potsiny ny fianakavian’ny ben’ny Tanànan’i Talata Volonondry. Miahiahy ny tena antony nahafaty an’ity olom-boafidy Tim ity izy ireo. Efa tamin’ny propagandy no nenjehina izy. “Teo koa ny vavabe fa tsy haharitra enim-bolana ny fitantanany ny tanàna sy ny fandrahonana ho faty ka hametraka fitoriana izahay”, hoy izy […]
Tokely Justin : “Havadika ho rezionaly ny parlemanteran’ny Sadc”
“Havadika ho parlemanta rezionaly ny fihaonamben’ny parlemantan’ny Sadc. Tena hanana anjara toerana goavana eo amin’ny firenena mpikambana izy ireo rehefa lasa rezionaly”, hoy ny filohan’ny Antenimierampirenena, i Tokely Justin, teny Tsimbazaza, omaly. Misy ny fihaonamben’ny parlemantan’ny Sadc, anisan’ny rafitra goavana eo anivon’ny vondrona. Amin’izany no handinihina ny fanatsarana ny lalàna […]






