Other News

Afrima 2025 : Manohy ny lalany i Denise

Fantatra fa anisan’ireo mpanakanto tafiditra hiatrika ny tohin’ilay fifaninanana « All Africa Music Award » i Denise. Ho an’i Madagasikara, izy no mpanakanto vehivavy hiatrika izany voalohany. Raha tsiahivina, ao anatin’ny sokajy « Best Female Eastern of Africa » no misy azy. Nanomboka ny 10 septambra teo, mandray anjara amin’ny fitsarana ny olon-drehetra. Nanao […]

vaovao tambatra

Hotanterahina manomboka anio sy rahampitso, etsy amin’ny Novotel Alarobia, ny fanombohan’ ny hetsika « Asises » izay manamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa dia i Madagasikara sy i Frantsa. Raha tsy misy ny fiovana, ho avy hanokatra izany amin’ ny fomba ofisialy eny an-toerana, ny Filoham-pirenena malagasy, Rajoelina Andry. Hotanterahina ny […]

Fadintseranana : Misy sanda manokana ho an’ny fiara sy fitaovana

Mampahatsiahy ny Fadin­tseranana malagasy fa misy ny fepetra manokana mifehy ny fanombanana ny sandan’ny fiarabe sy fitaovana afarana hanao asa manokana eto Madagasikara. Araka ny voalazan’ny taratasy ara-panja­kana sy ny lalàna manan-kery amin’izao fotoana, dia ny Sampandraharahan’ny sanda sy fiaviana na « Service de la valeur et des Origines » (SVO), […]

Mba misy vidiny!

  Nampivarahontsana ny mpanara-baovao, omaly, ny lozam-pifamoivoizana iray teny Talatan’i Volonondry. Tapitr’andro tamin’ny tsy nampoizina ny raim-pianaka­viana sy ny zaza vao iray taona monja. Ny renim-pianakaviana mbola voa mafimafy, miady amin’ny fahafatesana. Indray mipi-maso, folaka andry niankinana, namoy menaky ny aina. Tena mampahonena. Raha ny antony niteraka ny loza dia […]