Other News

Tournoi Inter-associatif : Nomena sehatra ny tovovavy

Notanterahina teny amin’ny Kianja Mandriamena, ny sabotsy lasa teo, ny famaranana ny baolina kitra «Tournoi Inter-associatif», nokarakarain’ny tetikasa Sandratra. Niava­ka ny tamin’ity andiany fahadimy ity satria nomena sehatra ny tovovavy. 12 ireo fikambanana mitaiza sy manabe ireo ankizy tsy misy mpiahy nandray anjara. Nahitana ekipa 54 tamin’ny sokajy Poussin, Benjamin, […]

« Gymnastique rythmique » : Tanjon-dRakotonirina Tiara ny hanao lalao olympika

Mandalo eto Madagasikara mifampizara traikefa amin’ireo ankizy sy tanora misehatra amin’ny taranja « gymnastique », ny atleta, Malagasy, Rakotonirina Tiara. Manana tanjona lavitra izy. Ny hanao lalao olympika no tanjon-dRakotonirina Tiara amin’ny «gymnastique rythmique», taranja iangaliany, raha ny nambarany. Avy niatrika ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany natao tany Bulgarie farany teo izy […]

TARATRY ny KANTO

Nalana tamin’i Lovatsara K. indray ny loka “mpamorona mendrika indrindra”, nandritra ny hetsika “Tana Design Week”. Nisy ny fanambarana nataon’ny komity mpikarakara, omaly, fa dika mitovy tamin’ny sanganasana mpamoron-damaody vahiny, Mitchelle Amadi, no nentin’i Lovatsara K. nifaninanana sy naranty teny Andafiavaratra, ny 12 hatramin’ny 18 jolay teo. Faran’izay fady ho […]

Compagnie Miangaly Théâtre: Holalaovina manontolo ny « La ferme »

Taorian’ny seho maro notanterahina tany amin’ny Nosy La Réunion, hotanterahina eto Madagasikara ny filalaovana manontolo ilay teatra « La ferme ». Fampisehoana hiarahana amin’ny Compa­gnie Miangaly Théâtre, hotanterahina eny amin’ny Espace culturel Kolomahaolona, Am­pi­tatafika, ny sabotsy 2 aogositra 2025, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. « La ferme » niarahan’i Bini Josoa sy Gad Bensalem […]