Miverina ary anisan’ny tafiditra ao anatin’ny lahadinika iraisam-pirenena indray ny raharaha momba ireo Nosy malagasy (Iles Eparses). Manomboka anio any New York ny fivorian’ny Firenena mikambana (ONU) ka nampahafantarana fa tafiditra ho lohahevitra faha‑60 ao amin’ny fandaharam-potoanan’ny fivoriana faha‑80 eo anivon’ny ONU ireo Nosy malagasy ireo. Voalaza fa hiverenana hodinihina […]
Other News
TSELATRA
Vehivavy iray hita teo an-tokotanin’olona tany Ambohimanambola Gara, Antananarivo Avaradrano, afakomaly tamin’ny 11 ora alina. Tsy misy taratasy ahafantarana ny mombamomba azy eny aminy. Nosamborin’ny fokonolona ka naterina eny amin’ny zandary. Fanafihana mifam-piadiana. Voatazona vonjimaika eny amin’ny Fonjan’i Tsiafahy ireo jiolahy nanafika tokantrano iray tetsy Ankazotoho, kaominina Anosizato Andrefana, Antananarivo […]
Fikasana hanafika : Jiolahy roa lavon’ny balan’ny polisy
Lavon’ny balan’ny polisy omaly maraina ny jiolahy roa, nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana tany Toamasina. Nisy olona tsara sitrapo nampandre ny polisy fa misy andian-dehilahy mikasa sy mikononkonona hanao asa ratsy tao Tanamakoa. Tsy niandry ela fa tonga nidina ifotony nijery ny zava-misy avy hatrany izy ireo taorian’ny antso. Nifanehatra tamin’ny […]
Nandro sy nisaika : Tovolahy lasan’ny ranomasina
Tovolahy iray 14 taona lasan’ny ranomasina teo amin’ny torapasika manoloana an’i Marina Beach, ao Toamasina, omaly atoandro. Niaraka nandro sy nilalao ranomasina izy sy ny namany omaly. Nia-niakatra anefa ny onjan-drano tamin’ny 2 ora sy sasany atoandro tany ho any, ka niha nilentika izy roa lahy ireo. Samy niezaka mafy […]
Kamiaobe tapaka hisatra : Taxibe iray voafaoka, mpitaingina moto maty
Maty ny lehilahy mpitaingina moto iray, omaly. Voafaokan’ny kamiao be tapaka hisatra teny Alakamisy Ambohidratrimo izy. Taxibe iray koa voadoana, naratra ny mpanampy ny mpamily. Nitrangana lozam-pifampivoizana namoizana aina indray tetsy Alakamisy Ambohidratrimo, omaly hariva tokony tamin’ny 4 ora sy sasany. Niseho teo amin’ny lalana akaikin’ny tobin-tsolika Total Alakamisy Ambohidratrimo […]






