Other News

ASIEF 2025 : Efa tafakatra 15 000 ny mpandray anjara

Efa mamarana ny fifaninanana rezionaly avokoa amin’izao fotoana izao ny mpifaninana hiatrika ny fifaninanana nasio­naly Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires), taona 2025. Nambaran’ny filohany, Andrianarison Jean Aimé na i Jhone Love, fa tsy maintsy miatrika rezionaly avokoa ny mpandray anjara rehetra mialoha ny hiatrehana ny nasionaly. Efa […]

Filankevitry ny minisitra : Tohanana ny atleta hiaro ny voninahi-pirenena

Hotohanan’ny fanjakana amin’ny fiatrehana ireo fifanintsanana iraisam-pirenena maro, ny atleta malagasy mpilalao ny taranja Karate, Ping pong, lomano, ary ny fibatana fonjamby. Tsy mbola tazana ny an’ireo lalao iraisana. Notontosaina ny alarobia teo, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny filankevitry ny minisitra, izay notarihan’ny filoham-pire­nena, Rajoelina Andry. Tapaka tamin’izany fa hotohanana […]

FANTINA sy FINTINA

Nesorina amin’ny toerany ny tale misahana ireo orinasa lehibe eo anivon’ny fitaleavan’ny hetra, Razanadrakoto Irma. Anisan’ny nivoitra tamin’ny filankevitry ny minisitra teny Iavoloha, afakomaly, izany. Tsy fantatra na misy ifandraisany na tsia amin’ny momba ilay TVA, zana-bola 20%, izao fanapahan-kevitra izao. Nokianin’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Mara Volamiranty […]

Ravololomanana Lalatiana : “Ahina ho misy kolikoly ny fitantanana ny CUA”

“Mandeha be ny resaka fa misy kolikoly eo anivon’ny fitantanana ny tanàna. Tale no miresaka an’izany. Roa volana lasa izay, misy olom-boafidy hoe tratra ambodiomby manao kolikoly. Tsy misy fanadihadiana momba an’izany”. Fanehoan-kevitry ny mpanolotsaina monisipaly eo anivon’ny Kaominina Antana­narivo Renivohitra (CUA), Ravololomanana Lalatiana, teny Analakely, omaly, ny amin’ny fitantanana […]

Adidy masina

  Manao ny ainy tsy ho zavatra amin’ny fametrahana tantara eto amin’ny Firenena ny fitondram-panjakana, ankehitriny. Mitohy ny fametrahana ny fotodrafitrasa isan-karazany manerana ny lafivalon’ny Nosy. Tsy misy adino tokoa ny isam-paritra fa na an-tanàn-dehibe na ambanivohitra dia samy mahazo ny anjarany. Mitohy rahateo ny fiahiana ara-tsosialy sy ny fijerena […]