Other News

Famonoana Karana : Voasambotra ireo dimy nahavanon-doza

Niakatra fampanoavana omaly ireo olona dimy voasambotra, voarohirohy tamin’ny famonoana karana, 67 taona, sy fandrobana tranombarotra tany amin’ny fokontany Manga – Mahajanga, ny 22 aogositra atoandro. Anisan’ny nahavanon-doza, namono na­hafaty io karana tompon’ny tranom-barotra io, ny lehilahy mpitarika posy sady mpitatitra entam-barotra mivezivezy isan’andro eny an-toerana. Mpi­asa ao amin’ilay karana […]

Mpandanja volamena : Tovolahy iray maty voatsatoka antsy

Hita nitsirara tamin’ny arabe, tao an-tampon-tanànan’ny kaominina ambanivohitra Antanimbary, disitrikan’i Mae­va­tanàna, afakomaly tamin’ny 8 ora sy sasany maraina, ny tovolahy 23 taona, mpandanja volamena. Maty voatsatoka antsy izy raha ny fizahana ny razana. Nisy lehilahy telo nilaza ny handanja volamena taminy tamin’ny fotoana namelarany ny fitaovam-pandanjana volamena. Nitondra antsy teny […]

Kamiao mpitatitra entana nivadika : Zaza efatra niara-maty voatsindrin’ny vary

Niharan-doza sy nivadika ny kamiao mpitatitra entana iray tetsy Antakavana, disitrikan’Akazobe, ny zoma teo. Ankizy efatra mianadahy niara-maty voatsindrin’ny vary tamin’ny gony tao anaty fiara. Olona roa hafa naratra mafy. Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tetsy An­takavana, distrikan’Ankazobe, ny zoma hariva tamin’ny 7 ora sasany hariva. Kamiao Mer­cedes Benz, mpitatitra […]