Hotanterahina eto Antananarivo, manomboka ny 3 aogositra hatramin’ny 18 aogositra, ny fihaonana an-tampon’ny Sadc. Mifototra amin’ny sehatra maromaro ny ho votoatin’izany fivoriana izany. Eo ny fikendrena ny hampiroboroboana ny fitomboana ara-toekarena maharitra sy ara-drariny. Ny fampandrosoana eo amin’ny lafiny sosialy sy toekarena aty amin’ny faritra atsimon’i Afrika. Tafiditra ao anatin’izany […]
Other News
TSELATRA
Taksiborosy iray niharan’ny firehetana tao Brieville, 2 km tsy hidirana an’i Morarano Chrome, omaly tamin’ny 11 ora. Nitrangana olana teknika tampoka io fiara io. Niezaka nifehy ny afo ireo nanatri-maso saingy potika tanteraka ilay fiara. Tsy nisy naratra na aina nafoy. Niakatra fampanoavana omaly, ny pasitera iray nanaparitaka vaovao tsy voamarina […]
Saropody – Tanjombato: Efa-dahy nitam-basy nandroba 1 tapitrisa Ar
Niditra an-keriny tao amin’ ny tokantrano iray manamorona ny lalamby teny Saropody, Tanjombato, ny alin’ny talata 15 jolay teo, tamin’ny 11 ora sy sasany ireo olon-dratsy. Nilanja fitaovam-piadiana, tsy nisy nisaron-tava izy ireo. Nitaky ny vola tao an-trano sy nangorona ny entana sarobidy toy ny fahitalavitra. Niezaka nanda ny tompon-trano […]
Arivonimamo : Olona nodorana hita faty
Ny sisan’akanjo tsy may toy ny « Tee-shirt », hany sisa namantaran’ny fianakaviany, ny raim-pianakaviana hita faty tao amin’ny fokontany Morafeno, kaominina Arivonimamo, omaly. Mpiandry omby nandalo vao maraina no nahatsikaritra fisian-javatra hafahafa tao anaty lava-pako. Nampandre avy hatrany ny lehiben’ny fokontany izy. Nojerena, kinanjo fatin’olona efa simban’ny afo ity nisy nanary […]
Fakana an-keriny teny Ankadikely-Ilafy: Adjidà misotro ronono sy Serzà sefo voasambotra
Tafika miisa roa, niampy vehivavy iray hafa, niara-voasambotra momba ny fakana an-keriny tao Ankadikely, distrika Avaradrano, ny 15 jolay teo. Notakin’ireto voasambotra vola mitetina 10 tapitrisa Ar ny lasibatra. Nitonona ho mpiasan’ny Fitsarana miady amin’ny kolikoly (Pac) ireo olon-dratsy naka an-keriny vehivavy iray teny amin’ny trano fonenany eny Ankadikely-Ilafy, ny […]






