Naiditra vonjimaika am-ponja eny Antanimora, ny alarobia lasa teo, ny tovolahy 16 taona, rehefa avy niakatra fampanoavana teny amin’ny fitsarana. Nanolana ankizivavy kely vao enin-taona monja teny amin’ny fokontany Morarano, kaominina Andoharanofotsy, izy. Niharan’ny fanolanana niverimberina tany amin’ny fitombenany io ankizy io. Nanomboka ny 20 aogositra lasa teo no niaina […]
Other News
Anosy : Lehilahy iray tratra nanao sinto-mahery
Voasambotry ny polisim-pirenena misahana ny fifamoivoizana tetsy Anosy ny lehilahy iray, omaly maraina tamin’ny 7 ora sy sasany. Nanao sinto-mahery mpiandry taxi-be teny an-toerana izy io sy ny manany iray hafa. Lasan’izy ireo tamin’izany ny finday miisa roa an’ny vehivavy iray lasibatry ny asa ratsiny. Lasa nitsoaka avy hatrany ireo […]
Fanafihana ao amin’ny disitrikan’Avaradrano : Naiditra am-ponja eny Tsiafahy ny jiolahy miisa enina
Naiditra vonjimaika am-ponja eny Tsiafahy ny jiolahy enina rehefa avy niakatra fampanoavana teny anivon’ny fitsarana Anosy, omaly. Napetraka eo ambany fanaraha-mason’ny fitsarana kosa ny vehivavy iray hafa, niray tsikombakomba tamin’izy ireo. Misesisesy ny fanafihana mitam-piadiana eny amin’ny disitrikan’Avaradrano tato ho ato. Anisan’ny tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana teny an-toerana ireto andian-jiolahy […]






