Tsy tana ny ain’ny mpamily fiarakodia fanta-daza amin’ny taranja mekanika sy ny fakana sary, omaly. Niharan-doza teny amin’ny lalan’Imerinkasinina izy sy ny vadiny, ny alahady 28 jona teo. Namoy ny ainy, omaly, vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy tamin’iny lalan’Imerinkasinina, teny Tsarafonenana, fokontany Ambatofotsy, kaominin’ Ambohimalaza ny mpamily fiarakodia iray. Mpankafy […]
Other News
Pureplay Football League : Tompondakan’i Madagasikara ny CFFA Andoharanofotsy
Efa-taona aty aoriana! Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, Pureplay Foot-ball League (PFL), ny CFFA Andoharanofotsy, ary lasan’ izy ireo ny lelavola 20 tapitrisa Ariary. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 1 ny Ajesaia Antaninkatsaka, omaly, teny amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus By-pass. Raha hiverenana ny fifanandrinana teny an-toerana, nanjakan’ny CFFA mihitsy […]
Kick Boxing-Tompondakan’i Afrika : Medaly 22 noraofin’ny Malagasy tany kameronina
Nandrombaka medaly 22 ny Malagasy mpikatroka taranja Kick boxing, niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika tany Kameronina. Migadona an-tanindrazana, androany, izy ireo. Nanakoako tany Kameronina indray i Madagasikara! Namokatra ary nitondra vokatra tsara ny solontena malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Kick Boxing, natao tany Kameronina, ny 21 hatramin’ny […]
Tsara ny vokatra ho an’i afrika: Ekipa sivy tafita amin’ny ampaha-16-ndalana
Miditra amin’ny dingana hifanaovana veloma amin’izay ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, “Mondial 2026”. 32 sisa ny ekipa mbola manohy ny dia. Nahatafita ekipa sivy tamin’ireo 10 nandray anjara ny afrikanina. Tsy misy intsony ny kajikajy! Efa miditra ao anaty tsontsorimamba isarahana ny ekipa rehetra miatrika ny fiadiana ny ho […]
Hay Tsingory : Nampahafantatra ireo boky atontany
Manampy isa ireo trano mpanonta boky efa misy eto ny Hay Tsingory. Mifototra amin’ny fanontana sy famokarana ireo boky tantara an-tsary malagasy ry zareo. Nisy ny fampahafantarana ireo vokatra ao. Sanganasan’ireo tanora mpanoratra sy mpanao sary, izay miantefa bebe kokoa ho an’ny tanora. Anisan’ireo boky hatonta ao ny Fanambin’i Rijakely […]






