Other News

Fikaroham-bahaolana : Raikitra ny fikaonandohan’ny FFKM

Hanomboka ny 18 hatramin’ny 21 mey izao ny fikaonandoha hotarihin’ny eo anivon’ny FFKM. Lohahevitra maromaro no anisan’ny hodinihina amin’izany. Nanentana ny rehetra, araka izany, ny filohan’ny FFKM, ny Mgr Ranarivelo Samoela Jaona, ho avy hanatrika sy hanotrona ny fanokafana ilay fihaonambe sy fikaonandoha hotarihin’ireo filoham-piangonana. Hotante­rahina eny amin’ny FJKM An­kadikely […]

Mandrefy fanjakana?

  Hatraiza marina ny fahefam-panjakana eto Madagasikara? Mampametra-panontaniana ny mahakasika ny resaka teny anivon’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga, tato ato izay. Tena mijoro ho mpanohitra ny didim-panjakana navoakan’ilay fitondrana ny mpiasa. Tsy ekena ny minisitra « sinoa ». Izao nolavina indray ny sekretera jeneraly « gasy ». Inona no antony? Ny zava-misy […]

Kolonely Randrianirina MIchaël : “Tsy mivaona amin’ny fanavaozana ny fitondrana”

Toy ny tany Kenya, manamafy ny filoha, ny Kly Randrianirina Michaël, fa tsy mivaona amin’ny fifanekena natao ny mpitondra. Manaraka ny zotra mankany amin’ny fanavaozana izahay, hoy izy. “Izay noresahinay tany am-boalohany nandraisana ny fitondrana ny fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara no lalana arahinay amin’izao. Tsy mivaona amin’izay”. Io ny nambaran’ny […]