Face à l’augmentation inquiétante des Toxi-infections alimentaires collective s(Tiac), le ministère du Commerce et de la consommation (MinCC) intensifie les missions de contrôle sur le terrain. Plusieurs produits périmés et impropres à la consommation ont été saisis au marché d’Isotry et dans ses environs avant-hier. La protection des consommateurs est […]
Other News
Tir en l’air du 24 juin 2026
Basikety: miakatra N1A ny klioban’ny Lucadro
Sambany eo amin’ny tantaran’ny Lucadro (Lutte contre l’analphabète et de la drogue) Analamanga no tafakatra N1A ity klioba ity. Fantatra izany taorian’ny fifaninanana nasionaly N1B, natao tany Moramanga, ny faran’ny herinandro teo. Tafapetraka eo amin’ny laharana faharoa ny Lucadro, eo amin’ny sokajy vehivavy, rehefa resin’ny Pintade Amoron’i Mania, tamin’ny isa 80 no ho […]
“Circuit Training”: hahazo vola 2 tapitrisa Ariary ny voalohany
Hotanterahina ao amin’ny Kianja Mitafo Mahamasina, ny 4 jolay ho avy izao, ny fifaninanana ara-batana “Circuit Training à Madagascar”, andiany voalohany. Hetsika ara-panatanjahantena karakarain’ny Zaka Rise Mada, tohanan’ny orinasa Yas Madagascar. Hotolorana vola 2 tapitrisa Ariary izay mahazo ny laharana voalohany amin’izany, raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra omaly, teny Andraharo. Natokana […]
Vondrona «I»: tsy manan-tsafidy fa mila mandresy i Sénégal, anio
Anisan’ny lalao andrasan’ny maro, indrindra ny vahoaka afrikanina, ny lalao hikatrohan’ny Lions de la Teranga, Sénégal sy Norvège ho an’ny vondrona “I”. Fihaonana hotanterahina ao amin’ny Kianja New-York/New Jersey, East Rutherford. Tsy manan-tsafidy afa-tsy ny fandresena ihany ry zareo sénégalais amin’ity. Raha tsiahivina, tsy mbola manana isa ary farany ny […]






