Hisy fidinana misongadina ny maripana any amin’ny ilany atsinanan’ny Nosy, manomboka ny faran’ny herinandro. Manodidina ny -1 hatramin’ny 26 °C ny maripana ny maraina ary eo anelanelan’ny 22 – 35 °C ny tolakandro. Ny varatraza no handrafitra ny toetry ny andro mandritra ity herinandro ity. Misy ny fampitandremana mahakasika ny alondrano […]
Other News
Taratry ny kanto
Havoaka rahampitso ny boky « Le régime de transition à Madagascar de 1972 à 1975 ». Niarahan’i Lahiniriko Denis Alexandre sy Rasoloarison Lalasoa Jeannot nanoratra izy ity, hampahafantarina ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, amin’ny 10 ora maraina. Samy mpahay tantara ny mpanoratra, izay nandalina ny fiainam-pirenena tamin’ny vanim-potoana maro nolalovana, indrindra ireo nafampana. […]
Haino aman-jery: feno 30 taona ny Radio Don Bosco
Manamarika ny faha-30 taona nijoroany ny Radio Don Bosco amin’ity taona ity. Nambaran’ny tale mitantana izany, ny mompera Randriamiandrinarivo Franck, fa mifototra amin’ny fotom-pampianarana katolika sy ny fitoriana ny evanjely ny onjam-peo. « Manabe mpihaino, indrindra ny tanora mba ho olom-banona sy mendrika», hoy izy, ny herinandro lasa teo, teny Ivato. […]
« Fanilo Voice 2026 »: nifanandrinan’ireo mpifaninana ny “battles”
Mpifaninana 100 no tafakatra tamin’ny dingana faharoa an’ilay fifaninanana « Fanilo Voice 2026 ». Hiatrika ny ampahefa-dalana izy ireo. Niditra tamin’ny dingana faharoa. Taorian’ny dingana fifanitsanana notanterahina ny 13 sy 14 jona teo, mpifaninana 100 tamin’ireo 210 nisoratra anarana no tafakatra tamin’ny dingana faharoa tamin’ilay fifaninanana “Fanilo Voice 2026”, notanterahina ny faran’ny […]
Fantina sy fintina
Mila atao am-pahamatorana ny fikaonandoham-pirenena mba tsy hiverenan’ny krizy, araka ny fanambaran’ny FFKM, omaly. Nambaran’izy ireo fa tanjona ny fanavaozana ifotony ka tokony hatao am-pahamatorana sy am-pitandremana izany. Nankahery ny FFKM ny filoha, ny Kly Randrianirina Michaël, amin’ny fanabeazana ara-panahy sy fitaizana ny mpino. Nisaorany koa ny fitarihana ny fikaonandoha […]






