Anisan’ireo malagasy tanora, fanta-daza amin’ny sehatrin’ny asa famoronana horonantsary fohy anaty tambajotran-tserasera, Facebook, Rasoanandrasana Patrick Jocelyn, na i Armel Patrick. Nisy ny fanadihadiana izay natao taminy, omaly. Efa miroborobo tanteraka izao ny resaka horonantsary mahatsikaiky ao anaty tambajotran-tserasera, Facebook, amin’izao fotoana izao. Ao anatin’ireo Malagasy, misehatra amin’ izany asa famoronana […]
Other News
Zoza Sahondrafinina Zanany : Nomena ny mari-boninahi-pirenena
Heni-boninahitra… Mendrika ka nosalorana ny mari-boninahi-pirenena, Officier de l’Ordre National Malagasy i Zoza Sahondrafinina Zanany, omaly. Fahavelony, efa nahazo ny Chevalier de l’ordre national Malagasy izy, ary nahazo ihany koa ny mari-boninahitry ny kanto, ny soratra ary ny kolontsaina. Ho fahatsiarovana ny zava-bitany teo amin’ny sehatry ny hiragasy no nanomezan’ny […]
« Mega live» : Hiray sehatra ao Mahamasina ireo ambasadaoron’ny Yas
Fampisehoana goavambe araka ny anarany no tanjona amin’ny « Mega live Yas ». Tarika malaza amin’izao fotoana avokoa ireo handray anjara. «Rahoviana no hisy fampisehoana iarahan’ireo ambasadaoron’ny Yas ireo ? » Fanontaniana nipetraka foana izay, isaky ny nisy fampahafantarana ireo mpanakanto voafidy ho ambasadaoron’ny Yas Madagascar. Efa noketrehina tao, ka voavaly ny fanontaniana ary […]
vaovao tambatra
Tsy mahazo mihoatra ny 44 taonina ny lanja ambony indrindra azon’ny fiara mpitatitra entina amin’ny lalam-pirenena eto Madagasikara. Tsy ny fiara rehetra anefa no afaka mitondra izany, fa miankina amin’ny vavan-kodiarana (essieux). Misy ny tetezana asiana takela-by mamaritra ny lanja azo zakaina. Mila fahazoan-dalana manokana (convoi exceptionnel) ny mihoatra io […]
Rallye des Industries: Manampy ny tanora hiditra amin’ny sehatry ny asa
Mitombo ny herijikan’ireo tanora mandray anjara amin’ ny “Rallye des Industries”. Notanterahina ny sabotsy 5 jolay, tao amin’ny auditorium Havoria Anosy, ny dingana faharoa amin’ny fifaninanana. Mpianatra sy orinasa miara-misalahy no nandrafitra ireo “binômes” folo nifaninana tamin’ny fahaiza-mamorona sy fahakingana mba hahazo toerana amin’ny dingana manaraka. Tanjon’ny fifaninanana ny hanampiana […]






