Other News

Fitiavan-tena tafahoatra

  Tsy hita be ihany ilay zava-miseho eny anivon’ny fiarahamonina malagasy amin’izao fotoana izao. Toa mandeha tsy mandeha izany ilay andavanandron’ny mponina, raha ato indray mitopy maso. Velona tsy amin’ny ahiahy ny sarababem-bahoaka. Marina mihitsy ilay tenin’ ny Filohan’ny Repoblika hoe miaina anaty fahasamba­rana ny Malagasy na eo aza ny […]

Harena an-kibon’ny tany vaventy: Takina ny mangarahara amin’ny petra-bola

Tsy maintsy mampahafantatra ny karazan-ketra aloany ny orinasa mpitrandraka harena an-kibon’ny vaventy. Mila fantatra koa ny olona manana petra-bola 5% fara-fahakeliny. Hamafisina ny ady amin’ ny kolikoly eo amin’ny sehatry ny fitrandra­hana harena an-kibon’ny tany vaventy. Natao, sonia, omaly, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny fitantanana foibe ny hetra (DGI) sy […]

TSELATRA

Hiakatra fitsarana anio, i Da-Willy ilay lehilahy nanolan-jazavavy 6 taona. Andrasan’ny maro fatratra ny fampiharana ny sazy sahaza azy amin’io lehilahy mpanolana izay nanetsina fotaka tamin’ny sofin’ilay zazavavy io. Fito lahy nosamborin’ny polisy tao Antsiranana Renivohitra, afakomaly. Tsy ampy taona ny ankamaroan’ ireo mpanao herisetra an-dalambe sady mampihoroho ny mpiray […]

Imerintsiatosika : Tratra ireo roa lahy nanafika mpanangom-bokatra

Voasambotry ny mpitandro filaminana niaraka tamin’ ny fitaovam-piadiana ireo roa lahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana mpanangom-bokatra tao amin’ny fokontany Tse­nakely, kaominina Imerintsia­tosika, distrikan’Arivonimamo, ny 6 jolay teo. Nitondra basy PA ireo olon-dratsy ka niditra an-keriny tao amin’ny tokantranon’io raim-pianakaviana mpisehatra amin’ny varotra io, ny tolakandron’ny 4 jolay ta­min’ny 1 ora. Tsy […]

Nodarohan’olon-tsy fantatra : Lehilahy 65 taona nihoson-dra tetsy Ambodin’Isotry

Lehilahy lehibe iray manodidina ny 65 taona naratra mafy nodarohan’olon-tsy fantatra tetsy Ambodin’Isotry, omaly tamin’ny 01 ora sy sasany tolak’andro. Efa nihosin-dra ny tarehy sy ny lohan’io raim-pianakaviana io vokatry ny vono nahazo azy. Nisy andian-olona nidaroka azy tampoka sy tao anatin’ny fotoana haingana be io niharam-boina io, raha ny […]