Other News

« Mondial La Marseillaise à Pétanque »  : Tompondaka ny ekipa voafantin’ny Malagasy

Nahazo ny laharana voalohany ! Voahosotra ho tompondaka, ny fifaninanana tsipy kanetibe, “Mondial La Mar­seil­laise à Pétanque”, izay natao tany France, ny ekipa malagasy misy an-dry Rako­toarisoa Yves Sédrick sy Raza­nadr­a­koto Tiana Laurens ary Rako­toarisoa Lova. Lavon’izy ireo tamin’ny isa, 13 no ho 10 ny ekipa voafantina frantsay, misy an-dry […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina ny 2 hatramin’ny 9 aogositra izao any Toamasina, ny fiadiana ny amboaran’i Mada­gasikara, taranja Volley ball, sokajy latsaky ny 16 taona sy latsaky ny 23 taona lahy sy vavy. Ao amin’ny Arena Sport Toamasina no hanaovana ny fifaninanana. Ho feno tanteraka ny fandaharam-potoana mandritra ny “Jamboree National Minibasket” hatao […]

Baolina kitra – «Tournoi Fanilo» : Hisokatra amin’ny sokajy U13 sy U17 indray

Manome sehatra ny kilongakely mpiangaly baolina kitra hatrany ny “Tournoi Fanilo”, karakarain’ny Akademia Akamasoa Football. Hiavaka ny andiany fahatelo, satria hivelatra amin’ny sokajy U13 sy U17 indray. Ny hahazoan’ ireo katitakely maneho ny talentany, no tanjona amin’izany. Toy ny fanaony isan-taona, amin’ny fotoam-pialan­tsasatry ny mpianatra toy izao, mikarakara fifaninanana baolina […]

TARATRY ny KANTO

Hetsika famoaham-boky nosoratan’i Gaëtan Andria. « Pao-droa » sady antsa tononkalo no hianoka ao anatin’ny teatra poetika. Seho hotanterahina ao amin’ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy, ny sabotsy 12 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Hanatanteraka izany i Mamisa, Fahasoa­vana, Mariah, Fy, Ando, Wany. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-pianarana eto Madagasikara ny taranja […]