Other News

Vetaveta sadasada

  “Mandeha ny mandeha!”, hoy ny fitenin-jatovo izay. Tena manao tokoa aloha ilay mpitondra raha tsaraina amin’ny endrika ivelany. Ny vola misy, ny aina rahateo matanjaka, ny fiaraha-miasa sy fanampiana mirarakompana. Azo lazaina tsy hisedra olana intsony aloha ny fampandehanan-draharaha. Miroso ny zava-drehetra ary mandeha araka ny tokony ho izy […]

Fitantanana firenena : Nanao fanamby ny tsy hanao « Tetezamiitatra » ny filoha

Nihaona tamin’ireo teratany malagasy milaravinahitra any Kenya ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, mivady sy ireo minisitra maromaro eo anivon’ny governemanta. Nampahafantariny, tamin’izany, ny momba ny raharaham-pirenena. Nambarany fa kendrena ho vita mialoha ny fa­ran’ny taona 2027 ny fifidianana filoham-pirenena, ialohavan’ny fifidianana izay ho Lalàmpanorenana. «Tsy hisy velively izany Teteza­miitatra […]

Eau et électricité : Combien consommons-nous en un mois selon la JIRAMA ?

L’Institut national de la statistique (INSTAT Madagascar) a publié des données sur la consommation d’eau et d’électricité à Madagascar couvrant la période de janvier à février 2026. Ces chiffres offrent une lecture des tendances mensuelles de consommation et mettent en évidence le rôle central des ménages, tant dans l’eau que […]