Other News
Baolina kitra – Pureplay football league (PFL) Hanao famaranana ny Ajesaia sy ny CFFA
Hiatrika ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, Pureplay football league (PFL), ny Ajesaia sy ny CFFA Andoharanofotsy. Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, teny amin’ny kianja By-Pass ny lalao manasa-dalana miverina. Ny sabotsy lasa teo, lavon’ny Ajesaia tamin’ny fandakana ny “tirs au but” 6 no ho […]
Rugby – TOP 20: tsy tontosa hatramin’ny farany ny famaranana
Haverina amin’ny fotoana manaraka ny famaranana, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby sokajy Top 20, hikatrohan’ny RCSA Anosibe sy ny Rosa Club de l’Imerina. Tsy tanteraka izany noho ny hamaizin’ny andro. Tapitra teo amin’ny minitra faha-65, ny famaranana niadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja rugby (TOP 20). Fihaonana, nikatrohan’ny […]
Indray mijery
Nanomboka tamin’ny taona 1960 tany ho any no nipetrahan’ny ankamaroan’ireo mponina ao Analamahitsy Cité, nefa mbola maro no tsy nahazo Bokin-tany hatramin’izao. Ho fanamorana ny fikarakarana ny antontan-taratasy sy ny fanamarinana ny zo fitompoana ny tany, dia miezaka ny CUA, izay tompon’ny tany, mifandray akaiky amin’ny mponina mba hamahana […]
Ampaha-16-ndalana: ekipa 3 tafita, firenena 3 mangoron-damba
Mandroso miadana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, amin’ny baolina kitra (Mondial 2026). Na tsy mbola nahavita ny andro faharoa aza, ny ankamaroan’ireo sokajy samihafa, fantatra kosa fa efa misy ireo firenena tafita amin’ny dingana manaraka ary ao koa ireo mangorom-damba, na mbola misy ny andro fahatelo izay tsy hampiova […]






