Maro ny endrika fisolokiana azon’ny mpanjifa amin’ny alalan’ny Hafatra miafina (SMS) anaty finday. Azo atao ny misoroka azy ireny, ankehitriny, ho an’ny mpampiasa ny Airtel. Araka ny fanadihadiana nataon’ny kabinetra Quartz, firenena 9 amin’ ny 20 aty Afrika no tratry ny atao hoe « spam ». Hafatra miafina SMS tsy niriana, fa […]
Other News
INDRAY MIJERY
Hetsika fampifaliana ny ankizy ato anatin’ny faritra Analamanga. Nisy ny fizarana kilalao tao amin’ ny trano fitaizana zaza kamboty Triomphe Ambohimangakely, izay fiaraha-miasa amin’ny Project Christmas Child. Miisa 117 ireo ankizy nisitraka izany. Nandray anjara tamin’ny atrikasa fanamarinana ny Politikam-pirenena sy ny fandaharanasa nasionaly momba ny fiarovana sy ny fahasalamana […]
Faritra Vakinankaratra : Miroso ny fanamboarana ny lalana RN7
Mitohy hatrany, tahaka ny fanao isam-bolana, ny fihaonan’ny eo anivon’ny faritra Vakinankaratra amin’ny mpanao gazety. Hanasana sy iantsoana ireo tomponandraikitra isan-tokony izany. Nitondra fanazavana tamin’ny mpanao gazety momba ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-7 ny governoran’ny faritra Vakinankaratra, Vyvato Rakotovao. Nambarany fa efa miroso ny asa. Mizara roa mazava tsara ny […]
TARATRY ny KANTO
Zandry Gasy sy Inah, eny amin’ny Pho Resto Ivato. Anio alina, manomboka amin’ny 8 ora ity fiarahana ity. Tsy vao voalohany, saingy be mpangataka hatrany izany. Fiarahana manontolo an-tsehatra mihitsy fa tsy tarika samy hafa akory. Ireo mpitendrin’ny Zandry Gasy ihany mantsy no hanaraka an’i Inah amin’ireo hirany amin’io. Ankoatra […]
Tantara an-tsehatra : Hifanesy ny seho hataon’ny tarika Iray Fy’Art
Hanao tohivakana! Hiaka-tsehatra eny Vontovorona, ao amin’ny foibe “Aumônerie Catholique universitaire – ACU” ny tarika Iray Fy’Art, ny alahady 6 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora. Hialohavan’ny kerimesy, ny sabotsy izao, ny hetsika. Hitohy ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra, ny alahady 13 jolay izao. Seho an-tsehatra hotanterahina ao amin’ny “Salle […]






