« Tsy misy firenena na iray aza ka handroso amin’ny alalan’ny kolontsain’ny hafa ». Io ny fanambarana nivoaka tao amin’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana misahana ny kolontsaina sy fanabeazana. « Eny tompoko », hoy ny Malagasy, saingy… Saika samy ahitana raiamandreny na mpitarika any amin’ny isan-tsehatra rehetra. Ao an-tokantrano, ireo ray sy reny niteraka. Any […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Hentitra ny depiote Raholdina Naivo. “Tsy tokony hindram-bola eny amin’ny banky ireo matahotra TVA 20%”, hoy izy. Nohitsiny fa misy antony matoa nolanian’ny depiote ilay famerenana ny fitakiana tataovan-ketra amin’ny zana-bola indramina eny amin’ny banky. “Tsy misy mpitondra hampijaly vahoaka izany”, hoy izy. Hiara-miasa hiady amin’ny kolikoly ny parlemanta sy […]
Ady amin’ny kolikoly: Manjaka loatra ny tsimatimanota
“Manjaka loatra ny tsimatimanota no tsy nampahomby antsika amin’ny ady amin’ny kolikoly”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Kaomity mitandro ny fahitsiana (CSI), Andriamifidy Jean-Louis, tamin’ny fanaovana tatitra momba ny Paikadim-pirenena iadiana amin’ny kolikoly, 2025-2030, teny anivon’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, omaly. Izay no nanaovana ho laharam-pahamehana ny ady amin’ny tsimatimanota. Nahatonga tsy nahazoana […]
Mila misikim-ponitra
Trangam-piarahamonina miiba maro no mikapoka ny Malagasy amin’izao: loza, fahasahiranana ara-bola, aretina samihafa hatramin’ny ara-panahy aza toa mivaralila andro aman’alina. Tsy hita intsony izay hanaovana azy fa mivadika ambony ambany. Tsy mahagaga raha tonga hatrany amin’ny fifamosaviana sy fahapoizinana mivantana. Tena hoe mihamaizina ara-bakiteny ny zava-misy. Tsy natao ho […]
Filoha Rajoelina Andry : “Efa mahatsapa fampandrosoana ny vahoaka”
Izay tratra ny fitokanana zava-bita amin’izao. Mahita izany ve ny vahoaka? “Efa mahatsapa fampandrosoana ny vahoaka”, hoy ny filoha Rajoelina Andry tany Vohibato, Faritra Matsiatra Ambony, Fianarantsoa. “Ny olona minia mikimpy sy minia tsy mandre, mankanesa ao Vohibato. Fa ny vahoakan’i Vohibato efa mahita sy mandre ary mahatsapa ny fampandrosoana […]






