Nasehon’ny mponina any amin’ny kaominina Belalanda, Maromiandra, Tsianisiha, Ankilimaliniky ary ny kaominina Toliara I, tamin’ny filaharambe ny fanohanany ny tetikasa Base Toliara, nandritra ny fetim-pirenena 26 jona teo. Nilaza i Tealongo Stella, miandraikitra ny lafiny fahasalamana, ny aro loza ary ny maha olona ao amin’ny Base, fa « sambany nandray anjara […]
Other News
Vidin-tsolika : Nidina 200 Ariary ny gazoala sy ny lasantsy
Nasiam-panovana ny saran’ny solika manerana an’i Madagasikara, nanomboka omaly. Nihena 200 Ar izany ankehitriny, raha toa ka nampakarina 10 Ar, izy io teo aloha. Nidina indray! Araka ny fanambarana navoakan’ny Ofisy malagasy misahana ny akoranafo, (OMH), omaly, nahitana fihenana 200 Ariary avy ny lasantsy sy ny gazoala. Nilatsaka 50 Ariary […]
Pentathlon moderne : Miezaka ny hivelatra eto Madagasikara
Federasionina misy ary mijoro ara-dalàna eto Madagasikara, ny Pentathlon moderne malagasy (FMPM). Araka ny fanadihadiana natao, ny herinandro lasa teo, taranja olympika iray manambatra « escrime », sy ny tifitra amin’ ny basy « laser », ny « parkour d’obstacles », ary ny hazakazaka an-tongotra izy ity. Nanomboka ny taona […]
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana afakomaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny hetsika lehibe « Salon national des sports », izay notontosaina nanomboka ny zoma 28 jona. Samy afapo tamin’ity hetsika ity avokoa ireo mpiantsehatra rehetra tamin’izany, indrindra ireo federasionina mijoro ara-dalàna eto Madagasikara. Afaka iray volana, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika […]
JJB-Tapa-taona faharoa : Fifaninanana dimy no miandry
Feno ny fandaharam-potoan’ny Federasionina malagasin’ny Jiu-jitsu breziliana, tamin’iny tapa-taona voalohany, ho an’ny taona 2025, iny. Nisy ny fifaninanana nasionaly sy iraisam-pirenena, seminera, fiofanana maro isan-karazany. Tsy ambaka an’izany anefa ny amin’ity enim-bolana faharoa ity izay hanan-danja tokoa. Fifaninanana efatra no hitranga eto an-toerana. Voalohany amin’izany ny Kids BJJ Games “Gi”, […]






