Tsy fantatra intsony ny zava-miseho eto amin’ny firenena ankehitriny. Toa mifanohitra izany ny toe-javamisy. Raha ny ezaka ataon’ny fitondrana, tarihin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, dia manodoka tokoa. Maro ny zava-bita tao anatin’ny fotoam-pitondrana. Tena tsy nisy tao anatin’ny 65 taona nahazoana ny Fahaleovantena. Ao anatin’ny roa andro dia mahoraka ny […]
Other News
Fialantsasatra lehibe: Tafakatra 40 000 Ar ny saran-dalana mankany Toamasina
Nidina ny vidin-tsolika, fa hiakatra kosa ny saran-dalana mankany amin’ny faritra. Mifanandrify amin’ny mahabe ny mpandeha amin’izao fidirana amin’ny fialantsasatra lehibe izao izany. Hisondrotra daholo ny ankamaroan’ny saran-dalan’ny fiara mpitatitra miainga eto Antananarivo mankany amin’ny faritra. Manodidina ny 5 000 Ar hatramin’ny 10 000 Ar ny fiakarany raha oharina ny teo aloha, […]
ONG Ketsa: Nandray an-tanana ankizy sahirana 300 isa, efa tafita ny 100 tamin’izany
Manampy ny ankizy sy fianakaviana sahirana ara-pivelomana sy misedra olana eo amin’ny ankohonana ny ivontoerana sy ny fikambanana tsy miankina. Anisan’ izany ny ONG Ketsa eny amin’ny kaominina ambanivohitra Alakamisy Fenoarivo. Tao anatin’ny 28 taona, maherin’ny 300 isa ny ankizy sy tanora sahirana noraisin’izy ireo an-tanana sy efa nampiany, raha […]
Tsy manaiky ny sata vaovao: Mikasa hitokona ny mpiasan’ny Jirama
Nanao fivoriambe ny vondrona sendika, ny Tambaben’ny mpiasan’ny Jirama (TMJ), omaly, teny Mandroseza. Maherin’ny 3 000 ireo nanatrika ny fotoana, nifototra tamin’ny sata vaovao hifehy ny orinasa ny lahadinika. Tsy eken’ny mpiasa ny sata vaovao hamadihana ny Jirama ho lasa Orinasa tsy anavahana anarana (Société Anonyme) farany teo. Fantatra fa hiditra […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 6 ny andiam-balala novonoina tany amin’ny kaominina Tanamary Bekisopa, distrika Ikalamavony sy Antsoha, distrika Ihosy, nampiasana helikoptera. Miisa 11 kosa ny tany amin’ny distrika Sakaraha. Nisy koa ny hetsika an-tanety natao tany amin’ny kaominina Andiolava, distrika Ihosy. Teknika fambolena an-tanety avy any Zimbabwe ny Pfumvudza. Atao eto amintsika ny […]






