Other News

KMF/Cnoe : “Mila hatsaraina ny rafitra fanaovan-dalàna”

“Aminay, ny fijerena ny rafitra no zava-dehibe. Matoa tafavoaka aty ivelany izany tolo-dalàna izany, avy anatiny no nisy fivoahany. Ny rafitra sy ny lalàna eto amintsika no heverinay hoe lasa mampiady ka tokony hohatsaraina”. Izay ny fanehoan-kevitry ny fikambanana KMF/Cnoe Fanabea­zana olom-pirenena tamin’ny alalan’ny filoha nasionaliny, i Namearison Robert, tany […]

Vahaolana (no) tadiavina

  Tsy fandriampahalemana. fidangan’ny vidim-piainana, fahatapahan-jiro sy rano… Ireo no olan’ny vahoaka ifotony amin’izao. Tsy misy afa-tsy fahasahiranana? Na izay no tena mibahan-toerana, tsy takona afenina, tsa­roan’ny aina… Aiza izay vahaolana? Manao izay efany sy afany ny fitondrana. Eo ny vahoaka miaina sy mitsara: efa misy fihatsaram-piainana amin’ny fahasahiranana? Amin’izany, […]

Hafatra Pantekoty – FFKM : “Aoka tsy handainga fa ampanjaka ny marina”

Nampita hafatra Pantekoty ny eo anivon’ny FFKM, ny faran’ny herinandro teo. Eo hatrany ny fitodihan’izy ireo amin’ny raharaham-pirenena tahaka ny mahazatra rehefa manao fanambarana. Niantso ny kristianina sy ny vahoaka malagasy ny FFKM mba tsy ho kivy manoloana izao, hasa­rotry ny fiainana izao. “Aoka hijoro ho vavolombelona eo anivon’ny ankohonana […]