Le président de la République, Andry Rajoelina, continue de faire entendre la voix de la Grande île, en matière de protection de l’environnement et des océans, auprès des instances internationales. Il conduit actuellement la délégation malgache à la troisième Conférence des Nations unies sur les Océans (UNOC3), à Nice (France), […]
Other News
TSELATRA
Niparitaka nanerana ireo faritra hifamezivezen’ny besinimaro hatrany anaty elakelan-trano ny polisim-pirenena nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Pentekosta teo. Nitandro ny filaminana, nisoroka ny korontana sy nisambotra ireo tontakely sy mpanao ratsy teny anivon’ny fiaraha-monina izy ireo. Tanjona ny hisian’ny fankalazana ny fety anaty filaminana tanteraka. Lehilahy hita faty nihantona tamin’ny […]
Talatamaty: Renim-pianakaviana maty voadonan’ny moto
Vehivavy 73 taona namoy ny ainy voadonan’ny moto tetsy Talatamaty, ny alahadin’ ny Pentekosta lasa teo, tamin’ny 7ora hariva. Niseho tetsy amin’ny RN4, PK 12+950 fokontany Mandriambero, kaominina Talatamaty ny loza. Moto notaingainan’olon-droa nandeha tamin’ny lalana mahitsy tany anaty tanàna Mandriambero izany ka izao nanao lozam-pifamoivoizana izao. Nifaoka mpandeha tongotra […]
Noteren’ny hanohanana : Raim-pianakavina namoy ny ainy
Sarotra tokoa ny fiainana! Raim-pianakavina iray namoy ny ainy tetsy Morafeno, ambadiky ny Hopitaly Manaram-penitra, ny sabotsy 7 jona tolakandro teo. Manodidina ny 45 taona io raim-pianakavina iray io. Nidaraboka tampoka teo amin’ny toerana voalaza izy. Samy nanao izay azony natao ny nanatri-maso sy ny fokonolona. Nanome mofo sy niezaka […]
Nanao voyage d’études : Tovovavy mpianatry ny lycée namoy ny ainy
Tovovavy 17 taona tamin’ireo mpianatra avy etsy Sabotsy Namehana nikasa hanao voyage d’études, namoy ny ainy teny amin’ny lalam-pirenena faharoa, omaly. Nisy naratra ireo namany. Tra-doza ny fiara nitondra mpianatra ka niteraka fahafatesan’olona iray teny amin’ny RN2, PK 89 +500, teo amin’ny fokontany Ankarefo, kaominina Anosibe Ifody, distrikan’i Moramanga, omaly. […]






