La ministre de l’Economie et des finances, Rindra Rabarinirinarison, a déclaré au cours d’une séance de questions-réponses entre le Gouvernement et les sénateurs, lundi à Anosikely que le plan de redressement de la Jirama, implique une réduction de son personnel. « La Jirama compte actuellement plus de 4.000 salariés et cette […]
Other News
Tsy fandriampahalemana : Lehilahy matin’ny fitsaram-bahoaka
Lehilahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka, tao Barikadimy ny alin’ny alatsinainy 16 jona hifoha talata teo. Sarona nangalatra tao amin’ny fokontany manamorona ny Campus ny mpianatry ny Oniversiten’ i Barikadimy izy. Niezaka nifampiantso ny fokonolona tao Ambalamanasy ary nitari-dositra niditra ny Campus ity jiolahy ity. Nifanehatra tamin’ny mpianatra izy ary voasambotra. Tsy […]
Fanafihana tetsy Antsakaviro: Rava ny tambajotran-jiolahy nandroba 81 tapitrisa Ar
Ravan’ny zandary ny fikambanan-jiolahy mitam-piadiana nandroba lelavola 81 tapitrisa Ar mahery, teo anoloan’ny Banky iray tetsy Antsakaviro. Fito hatreto ireo voasambotra ka polisy ny iray amin’ireo voasaringotra. Tafakatra fito ireo nosamborin’ny zandary, afakomaly, momba ny fanafihana nitam-piadiana tetsy Antsakaviro. Efa-dahy nitondra moto nanambana basy ireo roa lahy hanatitra vola ka […]
Tafakatra 17 no maty: voamarina ny fisian’ny poizina mahery vaika
Namoaka ny valin’ny fanadihadiana voalohany tamin’ny fitsirihana ireo ambin-tsakafo ny avy amin’ny Sampana momba ny fiarovana ara-pahasalamana sy ny kalitaon’ny sakafo eo anivon’ny minisiteran’ny Fahasalam-bahoaka, omaly. Fantatra tamin’izany, fa fanampoizinana ara-tsakafo ary poizina mahery vaika ny antony nahatonga ny fahafatesan’olona maro nandritra ny fety natao teny amin’ny trano fanaovana lanonana […]
Fampandrosoana eny ifotony: Hamondrona ny heriny ny zanak’i Mandrosoa
Hifamotoana eny amin’ny Park Sisaony Ambatofotsy ny Zanak’i Mandrosoa (Zanama), ny alahady 22 jona izao. Hetsika natao hamondronana ny hery ho amin’ny fampandrosoana ny kaominina Mandrosoa, distrikan’Andramasina izany. “Mitana andraikitra sy asa amin’ny sehatra maro eo anivon’ny fitondram-panjakana sy amin’ny sehatra tsy miankina ireo avara-pianarana sy manampahaizana zanaky ny kaominina […]






