Ambetitenin’ny Filoham-pirenena ny tsy tokony hisian’ny faritra, disitrika ary kaominina ho hadino sy hilatsaka aoriana, eo amin’ny lafiny fampandrosoana. Raha mandroso miaraka ireo rehetra ireo, handroso tokoa i Madagasikara. Fanambin’ny fitondram-panjakana ankehitriny izany. Nametraka fifaninanana masina rahateo ny filohan’ny repoblika, Rajoelina Andry, ny hisian’ny tanàna madio izay hifarana hatramin’ny 18 jona […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny vaovao miparitaka ao anaty tambajotran-tserasera, omaly, nodimandry Rasoanaivo Kael, zanak’i Titi Rasoanaivo, Malagasy mpanazatra efa nitondra ny ekipan’ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Barea teo aloha. Izahay eto amin’ny Gazety Taratra dia mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana. Hotontosaina ao amin’ny Kianja mitafo Arena Sport sy ao amin’ny Kianja […]
Federasionina malagasin’ny taekwondo : Filoha lefitra Rakotomanana Franck Tiana
Nanatanteraka hetsika fanomezana diplaoma ho an’ny taranja taekwondo WT, tetsy Mahamasina, ny zoma lasa teo, ny Federasionina malagasin’ny taekwondo (FMTKD). Araka ny fanadihadiana natao, efa nisy ny fanolorana ny birao vaovao teny an-toerana, ary fantatra taorian’io fa voatendry ho tomponandraikitra lefitra hitantana ny FMTKD, Rakotomanana Franck Tiana, filohan’ny federasionina teo […]
Lomano – Tompondakan’i Frantsa: Mifaninana any Montpellier i Eliot
Nanomboka ny 14 jona lasa teo ary hitohy hatramin’ny 19 jona izao ny fiadiana ny tompondakan’i Frantsa taranja lomano, tontosaina ao amin’ny dobo filomanosana Olympique Angelotti ao Montpellier. Toy ny efa fanao isan-taona, mandray anjara amin’ity fifaninanana ity ny Malagasy mpilomano milaravinahitra any Frantsa, Rakotondramanga Eliot. Efa niditra an-tsehatra teo […]
Rugby an’olona 7: Hidona voalohany amin’ ny Makis i Maurice
Lalao telo avy hatrany no miandry ny Makis de Madagascar eo amin’ny andro voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby, lalaovin’olona 7, sokajy lehilahy. Hisantarana izany ny fifandonana amin’i Maurice, mpampiantrano.. Hotanterahina atsy amin’ny Nosy Maurice, ny sabotsy 21 sy alahady 22 jona ho avy izao, ny fiadiana ny […]






