Other News

Tao anaty 20 taona : mirongatra ny olan’ny fananan-tany eto Madagasikara

Mbola manjaka sy miseho amin’ny endrika samihafa ny olan’ny fananan-tany eto Madagasikara. Tsy mitsaha-mirongatra izany tao anatin’ny 20 taona. Anjakan’ny olana saro-bahana sy mahazo va­hana ny fananan-tany. Nilaza ny sehatra iombonan’ny fananan-tany (SIF) fa mifototra amina teboka telo ny endrika isehoan’ny olan’ ny fananan-tany eto Madaga­sikara. Ao ny olana ateraky […]

TARATRY ny KANTO

Tanterahina manomboka anio, hatramin’ny 12 mey 2024, eny amin’ny SMaK Imaitsoanala Ambohi­­man­gakely, ny “Irie festival” andiany fahatelo. Hetsika manasongadina sy manome sehetra ireo mpiangaly ny gadona “Reggea” eto Madagasikara. Fampisehoana sy fizarana ary fifampizarana eo amin’ny samy mpankafy “Reggea” no andravaka ny hetsika. Le Pavé Antaninarenina. Handray fiarahana hafa­kely ny […]

Gadona Hip Hop; tanterahina anio ny « Repoblika: ho an’ny fanabeazana sy fahalalana”

Tanterahina anio, eny amin’ ny Oniversite Ankatso, ny he­tsika « Repoblika: ho an’ny fanabeazana sy fahalalana ». Hetsika ara-kolontsaina, iarahana amin’ireo mpanakanto miangaly ny gadona Hip Hop, mivondrona ao anatin’ny fikambanana Kolon­tsai­na Mainty. Fampise­hoana iara­hana amin’ireo mpanakanto, valandresaka arahina adihevitra, iresahana ny lanjan’ny “Hip Hop” no handravaka ity hetsika ity. Tanjon’ny […]

« Coupe du monde de Slam »: hiatrika ny dingan’ny manasa-dalana, anio, i Santa

Tafita amin’ny dingan’ny manasa-dalana ny solontenantsika malagasy, ao anatin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, eo amin’ny “Slam poèsie”. Mpiangaly Slam kalaza, manerana izao tontolo izao no mifaninana amin’izany. Mipetraka hatrany anefa ny tanjona ho an’ity solontenan’ny Malagasy ity. Tanterahina anio manomboka amin’ny 7 ora sy 30 minitra, ora any Paris Frantsa, […]

Very ny fototra: tsy afa-mananatra ny Malagasy

Tsy honohono intsony fa efa iainana ankehitriny. Mala­gasy tsy manana tanin-drazana. Malagasy tsy mahay miteny malagasy. Malagasy tsy maha­lala ny « dian’ny vary ». Mala­gasy tsy mahafantatra ny rohin­tany… Raha ireo ampahana ohatra ireo no hiaingana, very fototra ny Malagasy. Tsy mijanona hatreo anefa fa, ny tanora mampiseho foitra. Ny ankizy mamingavinga […]