Other News

Ady fiady

  Ny lainga iray rehefa averina in’arivo, hono, mivadika ho marina amin’ny farany? Ny marina iray rehefa viraviraina lava, lasa mamitaka. Izay ny politika? Indrindra rehefa tsy misy foto-kevitra na ideolojia mazava, afa-tsy ny fahazoana fahefam-panjakana. Izay no antom-pisiana sy ijoroana… Tsy mahagaga ny fisian’ny fivadibadihana lava: ny sakay sy […]

Filoha teo aloha, Ravalomanana Marc : « Ilaina fantarina ny tena filan’ny vahoaka… »

Tany amin’ny foiben’ny Vondrona eoropeanina (UE), any Bruxelles, ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc, omaly. Nambarany fa nisy ny fihaonany tamin’ireo tomponandraikitra eo anivon’ity rafitra iraisan’ny Eoropeanina ity. Anisan’ny nambarany taorian’izany fihaonana izany ny momba ny fiainam-pirenena. « Ilaina fantatra ny tena filan’ny olona. Tsy tafondro na fitaovana tsy mandeha ireny […]

Nofitahin’ny rain-janany: Maty nokendain-dreniny ilay zaza roa volana

Nosamborin’ny mpitandro filaminana ny tovovavy iray 17 taona, namono nahafaty ny zanany vao 2 volana monja, teny amin’ny kaominina Ambatomirahavavy, afakomaly. Notsindrominy tamin’ny hazo saingy tsy tapitr’aina, nokendainy sady nalentiny tao anaty rano io zaza io avy eo, araka ny fitantarany tamin’ireo olona nisambotra azy. Diso fanantenana tamin’ny rain’ilay rain-janany […]

Biraon’ny Jirama voatafika : Vola 4 tapitrisa Ar norobain’ny jiolahy

Noraofin’ny olon-dratsy ny vola 4 tapitrisa Ar sy solosaina tao amin’ny toeram-pandoavam-bola ao amin’ny biraon’ny Jirama Toamasina, ny alin’ny alarobia 17 jona teo. Solosaina miisa 5 fampiasan’ny mpiasan’ny Jira­ma sy vola mitetina 4 tapitrisa Ar norobain’ny olon-dratsy, tao amin’ny birao fandoavam-bola, ao amin’ny foiben’ny Jirama Ampasima­zava, Toamasina, afakomaly alina. Hiditra […]