Notokanana omaly, ao anatin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato, Antananarivo, ny toerana manokana ahitana ireo vokatra manana ny mari-pamantarana label « Malagasy ny antsika ». Tompon’antoka amin’ny fanatanterahana azy ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim), miaraka amin’ny orinasa Ravinala Airports, mitantana ny seranan’Ivato. Nambaran’ny filohan’ny Sim, Rasamimanana Tiana, fa mandalo ny mpandeha, fa ny […]
Other News
Foire Manandratra : Omena vahana ny loharanon-karena
Hotanterahina ao Ambatondrazaka, ny 6 ka hatramin’ny 8 aogositra, ny hetsika ara-toekarena “Foire économique Manandratra”, andiany voalohany. Hisongadina sy hampahafantarina mandritra ny telo andro hanaovana ny hetsika ny harena voajanahary, ny fahaiza-manao samihafa ary ny fampiasam-bola ao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro. Atao hanohanana sy hampandrosoana ara-toekarena ao an-toerana ihany koa […]
Africa Energy Forum (AEF) 2026 : Manamafy ny fiaraha-miasa stratejika ny CGHV
Laharam-pahamehan’ny Compagnie générale d’hydroélectricité de Volobe (CGHV) ny dinika niarahana tamin’ireo mpisehatra momba ny angovo sy ireo mpiara-miombon’antoka samihafa ho an’ny fampandrosoana sy fanatanterahana ny tetikasa. Nandray anjara tamin’ny Africa Energy Forum (AEF) 2026, natao tany Cape Town, Afrika Atsimo, ny Compagnie générale d’hydroélectricité de Volobe (CGHV). Fihaonambe eo amin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Voafidin’ny Antenimierampirenena ho mpanolotsaina avo ao amin’ny HCC, Razafindramasy Faralahy Célestin sy Vazison Honoré. Miisa efatra ireo kandidà nirotsaka ka ireo roa nahazo vato be indrindra no voafidy tamin’ny fifidianana natao, omaly, teny Tsimbazaza. Tsiahivina fa izy ireo no hisolo toerana ireo roa nametra-pialana, afakomaly. Voatendry ho tale jeneraly vonjimaika […]
fikaonandoham-pirenena: Tokony havoaka ny tetiandro
“Tokony tsy hihoatra ny volana oktobra ny fikaonandoham-pirenena hitambaran’ny besinimaro. Entanina ny FFKM hametrapetraka ny tetiandro”. Io ny fanehoan-kevitry ny mpitarika ny antoko Sehatra fampandrosoana ny demokrasia eto Madagasikara (SFDM) eo anivon’ny vovonana Diovy i Madagasikara, i Beanjara Paul, momba ny fiatrehana ny fikaonandoham-pirenena. Tokony ho hay ny manambatra ny […]






