Other News

SOMBIM-BAOVAO

Anisan’ireo mpilalao tonga namonjy ny fampivondronan’ny Barea Chan, omaly, tetsy Mahamasina, i Arohasina Andriamirado na i Dax. Nilaza ny tenany fa tombony lehibe ho an’ity ekipa nasionaly ity ny fifangaroan’ireo mpilalao zandriny vao hiantsehatra amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena sy ireo efa voky traikefa tahaka azy. Nambarany koa fa mbola vonona tsara […]

Handball – “IHF Trophy”: Firenena 5 hiady ho lohany

Hanomboka anio, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny “IHF Trophy”, taranja handball, ho an’ny faritra faha-7. Fifaninanana ho an’ny sokajy cadette sy junior, sokajy vehivavy. Firenena 5 no hiady ho lohany amin’izany dia i Madagasikara, La Réunion, Comores, Seychelles ary i Tchad. Nambaran-dRaherijaona Clarisse Régina, filohan’ny Federasionina malagasin’ny handball, ny […]

“FIBA Women’s Series” : Nandresy an’i Roumanie, resin’i Italie ny Ankoay

Tafiditra tanteraka ny Ankoay vavy, ao anatin’ny fifaninanana “Fiba Women’s Series”, tanterahina omaly sy anio, any Azerbaidjan. Azo lazaina ho tsara amin’ny ampahany ny vokatra azon’i Mada­gasikara nandritra ny andro voalohan’ny “Fiba Women’s Series”, taranja basikety 3×3. Fifaninanana tontosaina any Azerbaidjan, nanomboka omaly ary hitohy anio, ao anatin’ny andro faharoa. […]

Vonoan’ olona tao Ambodiriana: Lehilahy voaheloka mandra-pahafaty

Voasazy higadra mandra-pahafaty, taorian’ny fitsarana azy, tao Toa­masina, ny 26 avrily teo, ny lehilahy iray. Niakatra tao amin’ny Lapan’ny fitsarana misahana ny ady heloka bevava ny raharaha vonoan’olona tao Ambodiriana nahavoarohirohy an’ io lehilahy io. Nandritra ny fifandaharana teo amin’ny mpitsara, mpampanoa lalana sy ny voampanga ary ny mpitory, niezaka […]

Fivarotan-kena eny Analakely : Tsy nihetsika ny vidin’ny taolana

Anisan’ireo entana hita eny Analakely ihany koa ny taolan-kena. Nisy ny fanadihadiana mahakasika izany, omaly. Maro ireo fivarotan-kena eny Analakely. Misy amin’izy ireny nefa no mivarotra taolan-kena. Ani­san’izany ny tsenan’Andriani­rina Harilanto Dieu Donné, mpivarotra taolan-kena eo Analakely. Nisy ny fanadihadiana natao taminy teny an-toerana, omaly, mahakasika ny taolan’omby. Nambarany fa […]