Nikarakara hetsika manokana, «Escape Game-Save the Earth», ny orinasa Airtel sy ny fikambanana klioba «Unis vers Vintsy Tanà» (UVVT), ny 5 jona teo. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana (JME). Nifantoka tamin’ny fanabeazana ara-tontolo iainana ho an’ny mpiasan’ny Airtel, miompana amin’ny fitantanana ny fako plastika, […]
Other News
Jono tsy ara-dalàna: teratany Srilankais valo voasambotra
Tra-tehaka teo am-panaovana ny asa ratsiny ny sambo nentina teratany srilankais miisa valo. Sarona niaraka tamin’izy ireo ny antsantsa milanja 16 taonina. Fahombiazana. Sarona tao avaratr’i Cap St André (Tanjona Vilamatsa), faritra Boeny, ny sambo vahiny iray mitondra ny anarana «Ruth Baba 6», ny herinandro teo, nandritra ny fisafoana nataon’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hanoman-tena any Novi Sad, Serbie, mandritra ny 15 andro, ny Ankoay, sokajy lehilahy, mialoha ny hiatrehan’izy ireo ny fiadiana ny amboara maneran-tany basikety 3×3 hatao any Mongolie. Any Autriche kosa no hanao izay fanomanan-tena izay ny sokajy vehivavy. Hotanterahina ny 28 sy 29 jona izao, eny amin’ny Kianja basikety AT2B […]
Hoavin’ny Barea- « Cosafa 2025 »: Hiankina amin’ny lalaon’i Tanzanie sy i Eswatini
Hotanterahina anio, any Afrika Atsimo, ny andro fahatelon’ny vondrona C, izay hihaonan’i Eswatini sy i Tanzanie. Lalao tafiditra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra Atsimon’i Afrika, “Cosafa 2025 ». Hiankina tanteraka amin’io ny dian’ny Barea de Madagascar. Raha mandresy amin’ny isa mihoatra ny roa i Eswatini, izy ireo no tafita any […]
Karate-Afrika : 17 mianadahy hihazo an’i Nigeria
Nifarana ny sabotsy teo, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ny fampivondronana farany ireo atleta, nenti-nitiliana izay hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Cadet, Junior, Seinior kata &Kumite) hatao any Nigeria, ny 22 hatramin’ny 27 jolay izao. Taorian’ny fikaonandohan’ny tomponandraikitra misahana ny teknika eo anivon’ny federasionina, nivoaka ny lisitry ny mpikatroka […]






