Other News

Rugby sokajy vehivavy – CAN 2025 : Hiady tsy ho gisitra ny Makis Ladies, anio

Hanamarika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby, vehivavy, amin’ity alarobia ity, ny fihaonan’ny Makis Ladies sy ny The Cranes Ouganda. Hiady tsy ho gisitra ny roa tonta. Etsy ankilany, hifampitana hahazo ny lohany kosa ny Springboks Afrika Atsimo sy ny Liona an’i Kenya. Hiditra amin’ny andro fa­haroa, anio, […]

TARATRY ny KANTO

Tonga omaly, eto Madagasikara, i Tiakola. Hiatrika ny seho etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina izy, anio. Mialoha ny anjarany, hanokatra ny seho ireo tanora nandresy tamin’ny fifaninan-kira “Horizon”. Yetoon avy eto Antananarivo, Fab’s Brownz avy any Mahajanga ary i Muamar avy any Toamasina. Ireo hirany malaza rehetra no alahatr’ity vahiny […]

« Hadimiana Sandratra »: Hanehoana ny hakanton’ny teny malagasy

Nosokafana omaly ny «Hadimiana Sandratra». He­tsika iray karakarain’ny Fari­bolana Sandratra, entina mampitia sy maneho ny ha­kanton’ny teny malagasy izy ity. Araka ny anarany, anatin’ny 5 andro no hanaovana izany, ao amin’ny Tranombo­kim-pirenena, Efitrano Dox. “Ny teny malagasy no akora hoenti-mampandroso. Manana ny fanahiny ity teny malagasintsika ity, ary na hatrany […]

Hira sy finoana : Hitety faritra ny tarika Salve

Manabe voho ny finoana katolika amin’ny alalan’ny mozika. Tarika Salve, hanatanteraka fitetezam-paritra, manomboka amin’ity volana jona ity. Ny 22 jona izao, ao amin’ny fiangonana Md Augustin, Ambatondrazaka (distrikan’Ampa­rafaravola). Hitohy ny 15 jolay hatramin’ny 15 aogositra ny fitetezana ireo fiangonana ao amin’io distrika io, izay hosantarina any Ambaiboho. Eo amin’ny 20 […]

Unesco – « Educ’tour » : Nomen-danja ny arsiva sy ny antom-pisiany

Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny tantara sy ny fanabeazana ary ny hoavin’ny taranaka ny tahiry na ny arsiva. Voaporofo tamin’ny fanatanterahana ny « Educ’tour », omaly, izany. Fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ ny arsiva. Notantera­hina, omaly, ny «Educ’tour». Dia fibeazana nitetezana ireo arsiva miisa 6 eto an-dRe­nivohitra. Hetsika […]